Inona kay ny atao hoe CONVERTI, na Evangelisé???????
1. jeff
(
09/02/2005 13:45)
Iza no afaka manome ny famaritana hoe
"CONVERTI"????????? :(
"CONVERTI"????????? :(
répondu par jeff le 24/02/2005 09:52
4. ikaretsaka
(
09/02/2005 15:49)
mety hoa tsy nandray an'i jesosy ihany fa mety kao hoe nandray an'i allah na lasa boudhista na moon
7. jeff
(
09/02/2005 16:18)
Tsy tadidiko fa misy teny hoe
"Tsy ianareo no nifidy Ahy fa Izao no nifidy anareo"
Raha tsy fidiany izany dia TSY LISY FIKA???
sa akory???????
"Tsy ianareo no nifidy Ahy fa Izao no nifidy anareo"
Raha tsy fidiany izany dia TSY LISY FIKA???
sa akory???????
8. malalava
(
09/02/2005 16:21)
Araka ny hevitro, ny hoe CONVERTI, dia faharesen-dahatra, fiovam-po tanteraka, ka mifara amin'ny fanapahan-kevitra hanara-dia an'i Jesoa.
Izany hoe fanapahan-kevitra hiala amin'ny ratsy rehetra izay nahazatra, ary firosoana amin'ny lalana tsara izay atoron'ny evanjely. Izany rehetra izany dia tsy vita amin'ny alalan'ny tenanao, na avy amin'ny herinao, na koa amin'ny alalan'ny fahaizanao, fa avy aminin'ny alalan'ny herin'ny Fanahy Masina.

9. jeff
(
09/02/2005 16:23)
jean 7-65:Nul ne peut venir à moi, si cela ne lui
a été donné par le Père???????
a été donné par le Père???????
11. jeff
(
09/02/2005 16:32)
Anefa ianao mety tsy voafidy akory
Anefa ianao anisan'ny tsy nofidian'ny Ray
Sao dia lasa mifidy tena ilay olona avy eo
Inona no comportement ilaina mba handraisana
ilay Fanahy Masina????
Anefa ianao anisan'ny tsy nofidian'ny Ray
Sao dia lasa mifidy tena ilay olona avy eo
Inona no comportement ilaina mba handraisana
ilay Fanahy Masina????
12. atmos
(
09/02/2005 19:21)
Jeff : ny tsy mazava angamba araka ny fahazahoako azy dia ilay teny hoe :"Tsy ianareo no nifidy Ahy fa Izao no nifidy anareo".
Samy olona voafidy daholo ny olombelona rehetra eto an-tany matoa tonga eto @ tany boribory ity, tsy misy niangaran'Andriamanitra na dia iray aza. Ka ny resaka fanarahana ny Tompo dia tsy miankina @ io teny io, fa izay te-hanaraka azy dia raisiny an-tanan-droa satria efa olom-boafidiny avokoa isika rehetra. Fa anjaran'ny olona no manaraka na tsia, fa DISO le hoe, Jesoa no mifidy ianao manaraka ahy, ianao tsia, sns...
Efa voafaritra eo ambony ny tena dikan'ny hoe : nandray ny Tompo, sns...

13. ikaretsaka
(
09/02/2005 19:39)
atmos> samy nifidy ka
misy tena tsy voafidy mihitsy..
ohatra hoe le olona efa vo teraka dia asa... zanak'i mahomet ohatra na zanaka islamiste na boudista we dalai lama...
raha ireny y converti de tsy voafidy ireny fa nifidy!

14. sahary
(
10/02/2005 04:14)
ny hoe CONVERTI dia olona resy lahatra tanteraka ary lasa fiainana ao anatiny mihintsy izany;ary @ finoana ihany no andraisana izany.Isika rehetra dia efa voafidy avokoa (taranaka voafidy,fanjakam-pisorona ...)fa ny anjaran-tsika dia ny manda na ny manaiky ny hofidiny,dia iza @ ireo no valinteninao?
15. Manon
(
10/02/2005 06:25)
salut daholl .zafady rah atokou teny français ny fazahokou woué "converti" suis catho ,je connais une dame qui est convertie puisqu'elle s'occupe de nous à l'aumonerie .Donc , cette dame ne croyais pas à Dieu , n'a jamais assisté une messe , n'avais pas la foi . Et comme elle avait beaucoup de misères dans sa vie , elle s'est dit que c'est à cause de sa non croyance en Dieu et elle a commencé à rentrer en contact avec le doyen ou le prêtre et a commencer par aller à une veillée penitentielle c'est le sacrement du pardon et va à la messe tous les dimanches . Bref , elle a retrouvé la foi . Et maintenant elle s'occupe de pas mal de chose eu niveau de la vie d'église . Donc , pour moi "être concerti" c'est d'être non croyant et a retrouvé la foi en Dieu et la vit et la pratique aussi .
16. jeff
(
10/02/2005 09:30)
Misaotra anareo namaly ny fanontaniana fa tena misy
zavatra tsy hazoko mihintsy dia ny hoe
raha raisina ny teny hoe:
====>jean(17:9)en français fa azafady
"C'est pour eux que je prie, je ne prie pas pour le monde ,mais pour ceux que tu m'as donnés,
parce qu'ils sont à toi;"
Midika fa tena manavaka MAZAVA TSARAIzy Jesosy
fa misy olona nomen'ny Ray azy ary misy ELIMINE;
===>Raha tohizina
namafisiny fa ao @ jean (15:16)
"Ce n'est pas vous qui m'avez choisi; mais moi,
je vous ai CHOISIS, et je vous ai établis,..."
===>Manamafy koa fa tsy ny olona rehetra no VOAFIDY.
Fanontaniana.
============
Inona no FAMBARA fa tena converti ny olona iray????
***************************************************
Inona no porofo tena hahatsapana izany satria raha
azoko tsara dia mety HIHEVITRA izaho ohatra fa converti anefa tsy vofidy akory, ?????
TSY MAZAVA????
MISAOTRA IREO MANDRAY ANJARA

17. jeff
(
10/02/2005 09:50)
Mbola namafisiny ao @ teny hoe
jean(6:44)
"NULne peut venir à moi, si le Père qui
m'a envoyé ne ne l'attire; ..."
@ teny gasy izy angamba hoe
===>Tsy misy.
===>N'iza n'iza tsy afaka manantona Azy (misy condition avy eo) raha tsy TARIHIN'NY RAY, ... .
Midika izany rehetra izany fa TSY OLONA REHETRA
SA ahoana???????
Logique mathématique. :wink:

18. Andriambelo
(
10/02/2005 12:28)
Toa afangaron'i Jeff, ary izay no mampisy bugg ny logique mathematique-ny, ny hoe "converti"(na "resy lahatra" na inona na inoa andikana azy) sy ny "voafidy".
19. ikaretsaka
(
10/02/2005 15:05)
fa aoka hazava fa ny CONVERTI KOA mety hoe kristianina ianao dia lasa silamo ohatra an
dia silamo converti ianao izay!
dia silamo converti ianao izay!
20. bichette
(
10/02/2005 16:14)
ny hoe converti ve ? fandresendahatra amin'ny zavatra iray. Resy lahatra ianao, mino , mahatoky, miaiky ary mandray an'i Jesosy HO Tompo sy Mpamonjy.
Raha ilay hoe NUL ne peut venir a moi sns... Andriamanitra manana ny fotoanany ho an'ny tsirairay. Omaly ohatra Atra niantso an'i Bekibo , i Faramalemy kosa androany. Anjaran'i bekibo sy faramalemy amin'izay no misafidy raha te handray, hamaly ny antso na tsia, ka raha mamaly i faramalemy ohatra araka ny voalazako etsy ambony dia hoe converti. Raha i bekibo tsy mety fa mafy loha ka manao hoe "tsssss !!!" dia tsy converti izy izany. samy efa nantsoina anefa izy roa.
Tsara ho fantatra ihany koa anefa fa hoy ny baiboly hoe ny olona rehetra dia handre ny filazantsara daholo izay vao ho tonga ny farany. Noho izany, tsy misy olona hoe tsy nandre izany. Tonga jesosy ho an'ny olona rehetra fa tsy hoe ho an'ny sasantsasany fotsiny.
Ahoana ny hevitrareo ?
I bekibo sy i faramalemy dia samy nandre ny momba an'Atra dia atao hoe "evangelisé". I faramalemy kosa namaly ary nanaiky dia atao hoe converti, i bekibo kosa dia ...... anjarany izany ary safidiny manokana.