Inona kay ny atao hoe CONVERTI, na Evangelisé???????
41. dadabe
(
18/02/2005 09:18)
Manao ahoana daholo!
nitazana fotsiny aho fa zao aho vao hiditra ,mba hitondra fanazavana fohy.
araka ny baiboly =soratra masina dia Adama sy eva no voalohany (GEN tokoI:),avy eo nitombo nyu taranaka(genesisy toko faha5),tonga abrahama nanambady an\'i Saraha fa i saraha momba(izany hoe tsy niteraka),dia nanambady an\'i????? (miala tsiny fa tsyu tsaroako ny anarany)ilay mpiasa vaviny tao antrano ary iny no niteraka an\'i Ismaela ary Ismaela niteraka andriana 12 (12 = 4x3) ny 4=isan\'olombelona, fa ny 3= isan\'A/tra ny, x =fifandraisana noho izany ny 12=fifandraisan\'A/tra sy ny olombelona voafidy i Ismaela (izay razamben\'ny silamo ankehitriny )saingy A/tra nilaza fa tsy ho avy @ismaela no handova ny fanjakan\'ny lanitra fa izay taranaka avy @saraha (genesisy 17),avy eo anefa teraka t@alalan\'ny teny fikasana i saraha (araka ny voasoratra ao anaty baiboly,ary izy niteraka zazalahy atao hoe:Isaka ary i isaka niteraka kambana 2 (Esao sy Jakoba),eo dia efa mizara 2 sahady ny lalana nefa tsy maintsy avy ao @taranaky saraha sy abrahama no handova ny fanjakan\'A/tra.i Esao avy eo nanambady vehivavy avy ao @taranak\'i Ismaela izany hoe iray ihany izany ireo,fa i jakoba no niteraka andriana 12(josefa,zebolona ,......)=misy ny fifandraisana eo @olombelona sy A/tra= 4x3.
tohizana avy hatrany ao @matio toko 1,ahitana ny tantaran\'ny razamben\'i Jesosy,dia jereo fa avy ao @taranak\'i Jakoba no nivoahan\'i Jesosy (Ilay Mpaminanay lehibe hany nandresy ny herin\'ny fahafatesana .
ny \"coran\"izany dia efa nisy taloha fa saingy izao mazava ny tenin\'A/tra fa avy ao @taranak\'i abrahama sy i saraha no handova ny fanjakan\'Atra,ary ny fiainan\'ny zanak\'olombelona taorianan\'i Jesosy dia tsy misy hafa tsy ny fahatanterahan\'ny FAMINANIANA rehetra tany aloha.
ny size dia milaza hoe \"inona no atao hoe \"CONVERTI\"
valiny:ny fanarahanao ny iray amin\'ireo lalana ireo satria samy taranak\'i abrahama avokoa isika rehetra
raha boudhista izy dia mivavaka manoloana ny sarinjavatra voasikotra izay efa fomba fanao taloha (mpanjaka Nebokadnezara ohatra vakio Daniela toko3),ho ahy manokana ny CONVERTI (amiko a)dia olona vonona ny hanaradia an\'i Jesosy ilay tena izy. satria.....(2@manaraka tohizako )ssao lava lotra (l) (l) (l) (l)

42. Ramaso
(
18/02/2005 13:03)
tokony atao we converti @ au christianisme facon protestant ilay sizet raha asiana kozy jesosy isaky ny mihetsika
43. intelligenzia
(
18/02/2005 14:00)
aminay malagasy rehefa mamay mamaoka devoly any amin'ny biraon'ny minisitera vao converti.
46. ikaretsaka
(
20/02/2005 22:54)
ny biraony sekreterany. ny sekoly, eny an-dalana , eny apilaharana vary, eny ambony podium
48. jeff
(
24/02/2005 09:52)
Misaotra anareo nadray anjara fa efa hitako ny marina
ALLELOIA AMEN
Ho azy irery ihany ny voninahitra
ALLELOIA AMEN
Ho azy irery ihany ny voninahitra