maquillages???????????

1. choelah ( 05/02/2005 11:33)
alors les gars vous preferé les filles naturel ou maikillé?? ben moi j adore les makillages et je me makille tt l temps g n sort po sans makillage keske vou on penser pourtan g ke 15 ans avant g detestais sa mer mnt si g n me makille po g m sen nue lol eske vou pensez k les filles ki se makille cache leurs laideurs???j aimerai avoir votre avi
répondu par felicia le 04/04/2005 00:11
2. booboo ( 05/02/2005 11:47)
:-w mbô aza atao raha sms ôtra an'io fa inaaa tyyyyyyyyyyy
3. vegas ( 05/02/2005 12:28)
makiaz mampiova tsiro! beurk!! aleo tsotsa.
4. ikaretsaka ( 05/02/2005 14:55)
hmmmm raha ny avis ko personel aloha dia ohatran'ny daba pepo de fenoina mastika izany ny manao makiazy e..
asiana ihany fa le trop kosa vinany be
ohatran'ny clown
5. mumu ( 05/02/2005 15:28)
za njay de tsy manao maquillage zany!
de temps en temps manao rouge à lèvre!
6. lanto ( 05/02/2005 15:36)
mumu> hay njy koa ? :)
7. ikaretsaka ( 05/02/2005 15:38)
mumu ko nga tsy mi makiazy.. oeeeeeh!
8. mumu ( 05/02/2005 15:40)
lanto mba nanandrana nanao maquillage iany fa he he he!! za matetika mikosoka maso sy manaikitsa molotsa de tsy maharitra mintsy ny maquillages!!
9. sthierry ( 05/02/2005 15:43)
Ny ah ndray aleoko le tsy manao!
Tsy aleo ve natu sa ahonn!
Sady tsy de tena hita ny hatsarany rah takonana loko!
10. ikaretsaka ( 05/02/2005 15:46)
asio an'ilay solomaso zesta fotsiny hono ry mumu (tsy le contra solail an) fa tsisy degre
dia afaka ilay manie mikosomaso!
de le manaikitsa molotra indray asiana bonbon sucette hono
fa ny ahy tena giravy.. lasa manie mitranga lela indray.. fa tsy haiko hoe inona ny hanalana anazy .. indrindra le rehefa concetree na mikendry zavatra iny de mitranga de maka a gauche le lela! :roll:
11. majakely ( 05/02/2005 15:47)
mba moramoray ihany ity maquillage fa mety hahazoanao allergique ny hiafarany sady ianao mbola zaza, :wink:
12. ikaretsaka ( 05/02/2005 15:49)
zany ko hono fa ny olona be makiazy hono mora voan'ny rides
13. kinaoly ( 05/02/2005 15:58)
ny ahy njay ny hitakou refa zatsa manaou makiazy le ol de flagrant be dôly ny imperfection @ tarehiny refa naturel izy,
vive le naturel klou na zany aza e fa un peu de coqueterie kou tsara (gloss sy anticerne refa vizaky ny pc ny maso) :^)
14. mumu ( 05/02/2005 16:04)
ikaretsaka hihihih tsy ratsy njay zany!! fa nazany aza alehoko ilay naturel ka!!
fa matetika ny olona manao instrument mitranga lela an!! andramo asio sucette hoe raha hafaka!!
15. maditra ( 05/02/2005 17:43)
choelah> betsaka manangy manao maquillages, dia tsy hitako hoe halana kofy izany zareo. Raha izay no tianao dia manaova. Tandremo foana ny trop sy ny produit mampidi-doza. :)
16. kinaoly ( 06/02/2005 08:44)
ramaso> hihihi marina lôtsa zany klé :-D
le manaiky molotsa ane mba sarma natirela kou e :^)
17. chipie1 ( 06/02/2005 10:40)
refa tezitra koa ane mety manaikimolotra na mitranga lela e? :lol:
18. choelah ( 06/02/2005 18:05)
alors ben moi enfaite g m makille po tro mer bon g m voi vilaine mnt sans makillage pourtan gm voyai bien avant ssans makillage le makillage m a bcp changer.... sinn ben enfaite g po l habitude de m frotter les yeux ni de me mordre les levres donc moi c po un problem sur se point mer mon problem c ke g n retrouve plu ki suis je naturelemen chui obseder par le makillage...mes parents sont contre sa mer g n peu po m en paC c plu fort ke moi... pour ne po se frotter les yeux il n fo po oublier k t makiller
19. mumu ( 06/02/2005 18:53)
tena tsy mahazatra anà io manositra maquillage isan'andro io klé!!
20. Ramaso ( 06/02/2005 19:51)
io ,miosotrosotra io mihitsy ny tsy mety akia maitresse a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3136