maquillages???????????
63. pitchou
(
10/02/2005 13:37)
ary le volom-bava nomena'Andriamanitra alou zany ahoana? tazomina satria natoraly sa esorina?
65. ikaretsaka
(
10/02/2005 15:11)
ka le volombava maniry fa le makiazy tsy maniry.
ary tsy aritry ny olonamihitsy izao volo boucles an'ny maitressen-dramaso izao
ary tsy aritry ny olonamihitsy izao volo boucles an'ny maitressen-dramaso izao
67. fijo
(
10/02/2005 23:18)
io indray pitchou fa ampisangody resaka.volombava sy makiazy ve hitovy.
mumu maninona indray fijo le
mumu maninona indray fijo le
68. pitchou
(
11/02/2005 21:20)
samy eny @ tarehy izany ka! ary samy manakona ny endrika avokoa! kou nahoana ny iray resahana d ny iray odina fanina koussa?
69. ikaretsaka
(
11/02/2005 21:26)
-ny 1 natoral mo ny 1 artifisial
-ny 1 tsy tian'ny sipa ny bandy be volombava/ fa ny 1 tsy raharahan'ny bandy ianoa na be makiazy na tsy be!
-ny volombava tsy miforetaka raha kosehona mafy be aza fa ny makiazy tonga de simba beeee
-ny volombava tsy mila tandremana rehefa manohatra akanjo any @ mangazay hoe hifndra fa ny makiazy vao hoe makie ianao no handeha hanohatra akanjo tonga de mikoropaka ny vandezy!

70. kinaoly
(
12/02/2005 12:18)
déduction = de aleo sipa be volombava ve ? =)) de tsy manao makiazy tsony
73. mumu
(
12/02/2005 17:02)
fijo inona fôna ary ty mamahana ty fôna!! ôtsany olona nanao ratsy!
ikaretsaka misy sipa misy volombava an!
ikaretsaka misy sipa misy volombava an!
74. ikaretsaka
(
12/02/2005 19:46)
kay le! :lol: 8O nofa be zany ry mumu an
kinaoly> zany nga mo ny fanaovana ireny.. rehefa tiana hatevina?? ary mahay an :lol:
kinaoly> zany nga mo ny fanaovana ireny.. rehefa tiana hatevina?? ary mahay an :lol:
75. kinaoly
(
12/02/2005 21:31)
ika> misaotsa fa raisiko ho kôplima zany, fa zany hono refa misy volovolo tina hatevina de raser-na :roll:
77. fijo
(
15/02/2005 21:26)
mumu mahana taiza koa za e.
misy tokoa ny sipa misy volombava.
voavaly ngamba ry pitchou le fampitahana an.
misy tokoa ny sipa misy volombava.
voavaly ngamba ry pitchou le fampitahana an.
79. Ramaso
(
16/02/2005 19:36)
samihafa ka..
ny zavatra mandrakotra ny an'ny bandy esorina (volombava) hanehoana ny tena pozy!
fa ny an'ny sipa ny tena pozy efa miseho mbola rakofana ihany (makiazy)
ny zavatra mandrakotra ny an'ny bandy esorina (volombava) hanehoana ny tena pozy!
fa ny an'ny sipa ny tena pozy efa miseho mbola rakofana ihany (makiazy)
80. fijo
(
17/02/2005 00:09)
raha izay kosa no mbola lazaina fa tsy marina ry pitchou dia tsyhaiko intsony.mazava be io voalazan'i ramaso io