maquillages???????????

81. pitchou ( 17/02/2005 19:05)
f(angah tsy posy kou le volombava? mety iny kou ange no tena magatsara anareo e! sady natoraly!
82. Ramaso ( 17/02/2005 19:39)
pozy fa efa lany lamaody t@ andron\'i jesosy
83. pitchou ( 17/02/2005 19:41)
tsss! zay miverina lamaody ndray izy zao!
84. ikaretsaka ( 17/02/2005 22:41)
any @ ndry ben laden ngamba
85. fijo ( 17/02/2005 23:47)
za vao saika hiteny.ao ambonimbon'ny afrika ao io no lamaody.
86. pitchou ( 18/02/2005 19:52)
tsy any ihany ka! fa misy tena tsara kosa aloha an!
87. yonikafopl ( 18/02/2005 22:45)
fa misy koa ange ny lehilahy manao maquillage e!! za efa nahita ary gasy, manisy creme isanandro sy alina (hono) mihintsy lery, nefa mbola ratsy ihany hihihhh
88. ikaretsaka ( 18/02/2005 23:09)
daaaayyy :x :roll:
89. majakely ( 21/02/2005 12:43)
Ary mba omeo conseils ary izah ry chouellah /zah tsy de zarazara hoditra ;;fohy volo coupe carrée an;;ny volafotsy no manendrika ahy noho ny volamena; (l)
90. pitchou ( 21/02/2005 19:56)
yoni> tsy maquillage aky zany fa entretien ny tarehy a!

karetsaka> aza mi- daaaaaayyy enao fa tsy misy mahasosotra otran'izany olona tsy ahakarakara tena izany! io manao crème io entretien, sahala @hoe misy fotoana tsy maintsy mampiasa après rasage ihany! mitovy @hoe savon doux no ampiasaina hanasana tarehy fa tsy vovon-tsavony mahery be ireny!!!! mitovy @ hoe rehefa vakivaky ny molotra dia tsy tokony iaretana (sao mitarika zavatra hafa) fa asiana irony fanafody fitsaboana azy irony, izay matetika atao sahala @ stick mba ho mora ahosotra (labello ohatra)!!! tsy misy tokony hahamenatra izany!
91. ikaretsaka ( 21/02/2005 22:36)
fa misy ihany ny azo atao sy ny tsy azo atao le..
marina ilay creme entretiens sns fa tsy msiy hoe hanao poudre de manjamaso de lokomena de pomety de rouge a levres (rouges) izany ko de manala volomaso sns

ohatyran'ny heo tsy misy vehivavy miaratra tarehy iznay (raha faritra hafa de ekeko)
92. mumu ( 22/02/2005 11:07)
za mba te hahita an'ny ikaretsaka manao manga maso sy lokomena klé!!
93. ikaretsaka ( 22/02/2005 18:42)
hehe
deal
=)) raha miharatra ianao de hanao za..
94. pitchou ( 22/02/2005 20:37)
oadray! o ry karetsaka a! any aminareo any ange ny vehivavy manao epilation tarehy e! sahala @nareo manongotra volombava ihany
95. fijo ( 22/02/2005 23:26)
mifanaraha tsara ao e
96. pitchou ( 25/02/2005 20:30)
mumu sy karetsaka io!
97. felicia ( 04/04/2005 00:11)
ny fivoarana sy ny fanatsarana tena milay foana rehefa tsy éxagéré... 8) surtout savoir se maquiller second la situation,l'age...quand et comment???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7508