Rapasy sy ny firaisana

1. ( 24/01/2005 06:31)
zavatra nanaitra ahy tany mada dia izao.ny pasitera rehetra dia maro anaka.( tsy latsaky ny 3 na 4 ny ankabeazany)
satria ve hoe miteraha ka mamenoa ny tany sa dia fitiavana ilay zavatra tsotra izao?
répondu par annie le 15/04/2005 12:58
2. mihanta ( 24/01/2005 09:10)
tsara ange ny maro anaka :-D
3. narilala ( 24/01/2005 11:45)
mba mirefarefa @ tany koa izany foto-pisainan\'ny olona nanao io lohateny io izany. Sady tsy mahasahy mametraka ps no diso fipetraka ny toerana tokony hisy ny lohateny satria misy hoe Firaaisa; ka resaka fitaovam-pananahana izany. Ataovy any @ resaka olon-dehibe izany raha tianao fa mandreraka sady manafintohina ny mahita azy ato @ ity lohahevitra Fivavahana sy Finoana ity. Tsy hitako mihitsy ny antony idiranao @ izay fiainan\'ny Pasitera sy ny fahamaroany anaka. Mba manaova raha te hanana.
4. xxx ( 24/01/2005 15:21)
1) tsy fitiavana mampiasa contraception angamba ny antony lehibe
2) ny fananana zaza betsaka tsy midika hoe tia manao firaisaina : ny olona manana zanaka iray akory tsy voatery tsy tia manao nohon\'ny miteraka enina.
3) fandatsahana ny pasitera ve ty resaka ty sa fandatsahana ny protestanta satria ny moyenne any Mada dia telo na 4 ny zaza na pasitera na tsia.
5. maditra ( 24/01/2005 15:39)
6. kavitra ( 24/01/2005 17:32)
7. narilala ( 24/01/2005 17:44)
ramaso) na dia tsy protestant aza aho dia tena tsy ekeko kosa ny toa fanivaivana ny pasitera @ lohateny toy io. Fa angaha dia tsy mba nisy fomba hafa nentina naneho ny fihetseham-po raha nahita ny hamaroan\'ny zanaky ny pasitera ilay olona tsy manana Ps, fa dia hoe: Rapasy sy ny firaisana? Sanatria toa mampietry ambany dia ambany ary tena manao tsinontsinona azy ireny mihitsy. Mba mandiniha tena eo anatrehan\' Andriamanitra.
8. ikaretsaka ( 24/01/2005 18:27)
za ko tsy protestant an.. ary tsy manivaiva pasitera velively fa za mba liana @ ny antony hoe fa maninona tokoa ary!
mba lasa ny saina e.
9. lejim ( 24/01/2005 18:38)
ha ha, mitifitra dadapasy ndraiky raha tsabony gaogno aby reto. Izy mbao te hanagna zanaka maro ke ino problem. Raha manana zanaka maro amin\'ny vehivavy maro zareo, izay vao hafahafa, fa raha vadiny no hiterahany, na iray na roa na telo na efatra na,... n aroambin\' ny folo, tsy quoi zaigny.
10. ikaretsaka ( 24/01/2005 18:42)
rehefa tsy mitombo fotsiny ny rakitra dia ok ka
11. zakilinina ( 24/01/2005 20:29)
Tsy hitako izay idiran\'ny rakitra amin\'ny fitaovam-pananahana. Mba matahora ny Tompo amin\'izay.
12. ikaretsaka ( 24/01/2005 20:36)
hamelomana ny ankizy re ko..
13. cutie ( 24/01/2005 21:02)
ny henoko njay anefa de ny katolika no tena maro anaka noho ny protestante. :-D
14. ikaretsaka ( 24/01/2005 21:15)
ny an\'ny katolika ( blague ity an) dia hoa hamenoana ny tsy vitan-dry mompera hono :-D
15. cutie ( 24/01/2005 21:22)
ny katolika hono wa matanjaka be ny libido (blague kou ty an) :-D
16. narilala ( 24/01/2005 21:38)
O ry Ikaretsaka! zany ve no nolazaina an\'Ikaretsaka tamin\'ny \"Tan-tsoroka\" fahiny.
17. maditra ( 25/01/2005 05:17)
Satria efa miresaka pasitera ihany isika eto dia angamba tsy misy hiteny amiko indray hoe : \"Tsy voatery ho Baiboly ihany no vakiana rehefa miresaka fivavahana\"
Bon izao izany no tiako lazaina e! Aiza ho aiza ao amin\'ny Baiboly no misy hoe tsy mahazo manao firaisana ara-nofo amin\'ny vadiny ny lehilahy? Na ahoana ny vie intimite-ny pasitera sy ny vadiny any dia tsy tokony ho olana izay satria natambatra Andriamanitra izy ireo ary efa natao ho iray. Dikan\'izany tsy fahafaham-baraka ho an\'ny pasitera mihitsy ny fananana anaka maro :idea:
18. booboo ( 25/01/2005 06:50)
fa inn no maha samy hafa ny pasitera @ sarababem-bahoaka miteraka 3 na 4 ? Ilay antony nanavahana ny pasitera mitsy no tsy azoko.
19. narilala ( 25/01/2005 07:39)
de maninona koa izao no natao hoe: Rapasy sy ny firaisana? Fa angaha ratsy ny miteraka maro.
Misy tsy mahazo intsony angamba fa zatra nampiasa contraception, de avy eo mialona ny pasitera manana maro
20. bichette ( 25/01/2005 07:48)
zon\'ny tsirairay avy ny manana anaka araky izay tiany, misy pasitera tsy maro anaka fa saingy ireo maro anaka no tena manintona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4725