Rapasy sy ny firaisana

41. ikaretsaka ( 27/01/2005 16:07)
fa raha izay de mi proteste za.. pasitera ve no te hiteraka maro de ny aty am-paosiko no manefa .. lelikeee!
42. booboo ( 27/01/2005 16:26)
fa efa nisy an\'izany angaha mou ? raha tsy diso zà dia tsy maintsy mbola mandalo fivorian\'ny diakona aloha oe zô ny omena an\'i pasitera ary avy teo ny mpandray ny fanasan\'i Tompo no manapaka na lany io na tsia. Ankoatra ny efa apetraky ny foibe oe ity no karaman\'ny pasitera ( izay latsaky ny SMIC raha ny tena izay ).
43. bichette ( 27/01/2005 16:40)
tsy azontsika adino fa lehilahy sy vehivavy manana \"envie\" ny pasitera sy ny vadiny.
ramaso> élà izany contre raha te hanao preservatif ry zareo ? na mampiasa fomba hafa ? satria nahoana ? :-P :^)
44. ikaretsaka ( 27/01/2005 17:54)
fa za nahita fa nivavaka tany @ fengonana 1 za indray paka izay de ingahy Pasy mihitsy no niteny hoe mba ataovy bebe ny rakotra mba hanaovan\'i pasitera \"mianakavy\" fety..
ko raha tsy izay ko no hiantoka ny fanaovan\' ny fianakavian\' i pasitera fety kle
45. booboo ( 27/01/2005 22:15)
mety Ikaretsaka no tsy mahalala fa ilay rakitra iny natokana ho an\'ny pasitera mihitsy satria zay no tapaky ny biraon\'ny fg. fa tsy oe ny rakitra rehetra isan\'alahady dia mankany @ pasitera aby ! Volam-pg iny ary ny biraon\'ny fg ny mpitahiry volan\'ny fg sy ny biraon\'ny fg no mikirakira an\'iny fa tsy ny pasitera !!!!!
46. yonikafopl ( 27/01/2005 22:35)
oupssss Ikaretsaka, ny iray no nanao izany fa tsy ny rehetra
47. ikaretsaka ( 27/01/2005 22:43)
booboo> fa ny fahalalako anazy kao aloha dia raha mikarama ohatran\'ny olona rehetra i pasitera dia hoe misy volanjaza e.
de plus beb eny z\'enfants de plus bebe koa io vola io
na inona na inona misy tetikady ao!
48. fijo ( 27/01/2005 22:59)
hi hi hi rapasy o.matoria amin\'ny alina fa aza milalao.
49. booboo ( 28/01/2005 06:59)
ikaretsaka>fa angaha ny volan-jaza ny fg no manome azy ? tôko ôtra ny oul rehetra ihany io ny fanjakana no manome an\'io. Zany ve ( resaka rakitra tsy hainao oe miodina aiza ? ) no hitenenanao ny pasitera manana anaka maro ?
50. ikaretsaka ( 28/01/2005 17:09)
booboo> fa laingalainga aloha fa samihafa ny vola azon\'i pasy manan-janaka 2 sy rapasy manana zanaka 5 e..
le 5 bebe kokoa..
donc misy effetstetika ara bola koa ny fananan-jaza...
51. booboo ( 28/01/2005 17:21)
:-D :-D :-D ka mitovy @ oe tsy mitovy koa ny volan-jaza raisin\'ny miteraka 2 sy ny 5 kah
52. ikaretsaka ( 28/01/2005 18:02)
de izay hoa.. misy fika io fananan-jaza betsaka io!
53. fijo ( 02/02/2005 05:51)
rapasy koa mety tena lian boky ka mamaky boky isankalina
54. annie ( 15/04/2005 12:58)
hihihih!amiko de maloto fisainana loatra izay nanao io loha-hevitra io,ary ny olona toa anao no tena vetaveta!Aza miteraka mihintsy enao de vita e!@zay de sahy hirehareha enao fa tsy nanao firaisana ara-nofo mihintsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1643