mitady vehivavy

1. xxx ( 12/01/2005 14:06)
salut
izaho dia kôf mitady jôba azo iarahana raha misy ato @ ity site mahafinaritra ity, tsy manana olon-kafa , dia raha misy dia apetrako eto ny mail- dia any isika miresaka be dia be
ok
répondu par fijo le 28/02/2005 21:51
2. sechat ( 12/01/2005 14:15)
de mbola tsy nahita fôna ve nefa efa nisy lohahevitra 1 hoe mitady olon-tiana matotra ao ambadika ao? :-D :-D :-D
amboary tsara ho\'a ny cv fa zany ihany no tsy ahazoan\'i xxx sipa :-D
3. mihanta ( 12/01/2005 17:37)
ny vevavy kou ane refa tadiavina d vao maika tsy hita :-D
4. watafon ( 12/01/2005 18:14)
zany mitsy wa e! tonga wazy eo leisy io ry xxx an ! sô d misy efa notilin\'là kosa alou ato e? :-D
5. fijo ( 12/01/2005 21:41)
mijereva sary dia hanorato manokana any ny sipa e
6. mihanta ( 13/01/2005 11:52)
d ahoana ho anreo zay tsisy sary :(
7. xxx ( 13/01/2005 16:44)
zaho angamba afaka miaraka aminao tsara raha toa ka sitrakao fa... ianao ve aloha manambola be?? ;-)
8. sechat ( 13/01/2005 16:56)
Iny ndray no tsy hitako :^) :-D :-D :-D
9. vegas ( 13/01/2005 17:11)
fa aiza daolo lé vevavy oooo!!
10. mihanta ( 13/01/2005 20:35)
sechat mba niara tsy nahita ataminao kou za am voalazan\'i XXX
11. fijo ( 13/01/2005 21:28)
marina ny an\'i xxx ko
12. mumu ( 14/01/2005 18:52)
efa nahita ve xxx zay?
13. ikaretsaka ( 14/01/2005 18:53)
maika be hanao candidate i mumu le! :wink:
14. mumu ( 17/01/2005 18:20)
ikaretsaka ountssssss!!
ny aty efa tsy libre ntsony e!! :wink:
15. fijo ( 17/01/2005 22:30)
mumu an.....
16. mumu ( 18/01/2005 09:34)
fijo an...... :wink:
17. chipie1 ( 18/01/2005 16:10)
mumu> 8)
18. pitchou ( 18/01/2005 18:01)
:-D :-D :-D
efa nahita i xxx ka! raha tsy izany izy niverina teto
19. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:40)
fijo sy mumu hehen!
20. mumu ( 18/01/2005 20:28)
mumu sy fijo ange :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2964