mitady vehivavy

61. mumu ( 09/02/2005 08:05)
ary efa nahita efa ilay nitady vavdy tato e? :?: :?:
62. pitchou ( 09/02/2005 13:13)
nahita ngamba izy matoa tsy nisodisody ntsony kou
63. fijo ( 09/02/2005 21:23)
za mbola mitady mumu an
64. mumu ( 09/02/2005 21:27)
fijo mitady vady???
65. ikaretsaka ( 09/02/2005 21:43)
hum! lasa njay reto
66. fijo ( 09/02/2005 23:28)
mumu ieeeeeeeeeeeeeeeee vady hendry
67. ikaretsaka ( 10/02/2005 00:28)
hmmmmm marina izany
68. fijo ( 10/02/2005 05:53)
hanamboarako firenena vanona
69. iartistika ( 16/02/2005 17:17)
F'iza foana zao ramaso resahina eto zao eh!,le gnain an'le xxx ary mbôla tsy kobo hatr@ zao,ko ramaso ah ramaso!
70. fijo ( 16/02/2005 21:33)
iza indry io tsy mahalala an dramso io le.izany no rol ato ko
71. iartistika ( 16/02/2005 22:04)
rol @ inona?
72. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:33)
@ fanaporofoana zavatraisalasalana ato
ohatra hoe tsy mety izao ka isalasalana dia asaivo porofoin-dramaso ny mampety na tsy mety azy fa hitan'ialahy soa aman-tsara ny vokany dia eo ialahy ny tonga saina heo mety sa tsy mety tokoa
73. fijo ( 18/02/2005 00:05)
izay.raha misy ny olana dia antsoy ramaso fa hovoavaha izany
74. dadabe ( 18/02/2005 08:00)
sady ialahy anie ry iartistika mifanentana tsra @le joba atao hoe ramaso zay e,zakan'ialahy zany
(l)
75. iartistika ( 18/02/2005 08:54)
Ngaha zany tsy kôfa leaza ah!
76. Ramaso ( 18/02/2005 12:52)
za zany letsy e.
dadabe.. nono ve la de jerena oe joba za na sipa e?
77. mumu ( 18/02/2005 12:58)
ramaso tssssss

dadabe aoka ny mpianatro an!

fijo henje enao kalou de hahita vady henjy!
78. Ramaso ( 18/02/2005 13:01)
zay ny fika fanaporofoana azy ko.. nena zao maitresse rehefa en doute de porofoina an
79. mumu ( 18/02/2005 13:10)
ramaso efa antitra re izy ka miteniteny fôna e! aiza zany hoe dadabe !
80. chipie1 ( 18/02/2005 13:15)
na mety tsy ao bebe de .... i dadabe :-w :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2937