mitady vehivavy

41. kinaoly ( 05/02/2005 12:07)
mumu> bonne kstion :o
iza njay zao mahita volana alouan'ny biby zaou e? :{
ramaso> de mivaha kou vavanlà ve refa mahita (fomba fiteny io) anzay ol zay ^^
42. kinaoly ( 05/02/2005 12:09)
kloungany fa mety tara njay za ry zalà, fa inn any le mety e, miteny (mivaha ny vava ) sa tsy miteny( lazaina fa we tsy misy honesty) :roll: mila jiro ooo :idea:
43. chipie1 ( 05/02/2005 12:34)
hihihi
44. kinaoly ( 06/02/2005 08:30)
ramaso> hein efa nahita an'i mihanta ? :roll:
45. mumu ( 06/02/2005 10:30)
ramaso akombony ny vava refa tsy mahita lazaina fa lasa mandreraka be ny toetranareo eto!!
46. chipie1 ( 06/02/2005 10:33)
47. lanto ( 06/02/2005 11:56)
kinaoly> zah mba gaga
48. chipie1 ( 06/02/2005 12:11)
ty ramaso ty tena tsss! mba fero kely le zvt soratana wa! :evil:
49. mumu ( 06/02/2005 13:56)
fa inona no tena tadiavin'ny ramaso kay?? mahaiza mifanja kely fa raha samy hifanalika de samy mahay dôly!!
50. Iriniaina ( 06/02/2005 13:57)
fiza kay no nanindraindra an dramaso teto ?? ianao no tena mpanindraindra eto ngamba :twisted:
51. mumu ( 06/02/2005 14:07)
ramaso manao zay tianao enao any amin'ny fiainanao any fa tsy eto akory! refa misy zavatra tsy tantinao wa de ataovy any amin'ny hafatra fa za manimba forum!! za zay ny tanjonao hanimba ny eto?
52. lanto ( 06/02/2005 14:10)
ramaso> hay ve RVG ndray no cible e ! lollll
Alaharo zay tin'i ramaso ao am RVG fa refa tsy mandahatra ramaso de mandahatra ny olona !
Tena olona mahatalanjona mihitsy ianao ramaso marina mouuuuuu !
53. hery ( 06/02/2005 14:18)
Ramaso:


azoko ny lesona izao ko!
ie.. za zao lasa mpanindraindra ny theorie cekezem ko!
merci nampianatra ilay izy!!! !=))



Toa tsy ohatra an'izany leisy no fitsipika nifanarahana teto amin'ity serasera ity. Asa aloha fa tsy tadidiko nanopa reny an'lah aho ohatra na dia tena tiako aza izany (tena mba maniry hanompa reny an'ireny bandy vitsivitsy eto ireny aho :-) )... araho ihany ilay revy e.
54. pitchou ( 06/02/2005 18:48)
ramaso> maninn mou enao raha manasa tarehy kely alou e! otran'ny tena mbola dôzy be
55. dadabe ( 07/02/2005 03:53)
oadray ?????fa inona mou ilay size???toa las resaka ramaso indray izany kle,sa izaho misty no tara ,tena tsy azoko kle ,fa angaha tsy hoe "mitady joba azo iarahana ato @ity site ity le?
mba azavao fa tsy ao tsony zahay e :twisted:
56. Ramaso ( 07/02/2005 04:19)
anontanio ny mpikarakafa e =))
57. fijo ( 07/02/2005 21:58)
fa nisy ve izany ompa izany ry hery sa ahoana fa tsy hitanay.ary raha nisy dia ampiharo ny fitsipika fa izay no maha fitsipika azy.
58. fi ( 08/02/2005 06:02)
niova tanteraka ny sujet-ndraxxx, mampalahelo kely anà koa leisy ialahy ka :cry:
59. dadabe ( 08/02/2005 08:43)
ramaso,fijo,fi tena mba azavao rizalahy fa tena tsy azoko intsony a,iza no nanopa ?iza no voa opa?kiii ovay le size fa mivadika be zany kle :?: :?: ^^
60. fijo ( 09/02/2005 00:03)
dadabe,za aza manontany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.149