iza no tia rock mavesatra?

1. sohitika ( 07/01/2005 15:31)
:twisted:
Betsaka ve ny namana tia rock mavesatra eto??
répondu par hardosy le 11/04/2005 21:33
2. ikaretsaka ( 07/01/2005 15:34)
le firy taonina ireny?
3. sohitika ( 07/01/2005 15:40)
le be gitaratara sy ny mpihira bebe feo sns reny ê! le gasy ny tiako lazaina fa tsy zareo fotsy hoditra an
4. hery ( 07/01/2005 16:09)
Fa ohatran\'ny misy karazany koa ange le mavesatra e.
Misy Mavesatra : Kiaka na Ambondrona, Misy Mavesatra Tselatra, dia misy koa Maesatra Kazar

Ny ahy aloha mavesatra maivamaivana (Kiaka sy Ambondrona) no tena manainga ahy... fa rehefa dizina be iny dia atao fond ry Kazar kah
5. ikaretsaka ( 07/01/2005 16:13)
ny ahy l feonkira fotsiny raha io ka. ilay gitara midridroka ireny..
fa misy fotoanany koa! le rehefa dizina be iny
6. sohitika ( 07/01/2005 16:39)
njay?! oay koa zany nareo?! refa dizina ve nareo vao tia mozika?!
7. paingotra ( 07/01/2005 17:42)
tselatra, kazar, apost, azo lazaina fa mavesatra, mety amiko, fa raha kiaka sy ambondrona kosa aloha dia miala tsiny aho fa tena tsy mety amiko e! aleo hoan\'ny sipa kely avy eny amin\'ny Saff (ex:ceg) fa ireny no mety aminy; Aza tezitra fa fitiavana io ka tsy hifanerena
8. sohitika ( 07/01/2005 17:50)
(l)
fitiavana tokoa tsy ifanerena ô!!! ary iza no mba mahalala groupes ambany gorodona ireny fa ireo voatanisa eo rehetra ireo dia fatampoko fatampirenena daholo fa mba tarika hoe varatra mavesatra hafa ê!
9. ikaretsaka ( 07/01/2005 17:55)
nyahy io dia karazan\'ny mozika rehetra hoe samy manana ny plasiny..
rehefa dizina aho mihaino mavesatra.
rehefa mitondra fiara \"mikaretsaka\" aho mihaino ze mandeha @ radio
rehefa miasa aho na mampiasa saina dia mihaino jazz milamina
10. ikaretsaka ( 07/01/2005 17:56)
nyahy io dia karazan\'ny mozika rehetra hoe samy manana ny plasiny..
rehefa dizina aho mihaino mavesatra.
rehefa mitondra fiara \"mikaretsaka\" aho mihaino ze mandeha @ radio
rehefa miasa aho na mampiasa saina dia mihaino jazz milamina
11. paingotra ( 07/01/2005 17:58)
Izaho indray tsimba dizina mihitsy, ary ny hira mavesatra mety amiko foana na hatao in-telo isan\'andro toy ny fanafody aza.Tena fanafody ary raha ny marina e, raha tsy majazo aho vao mety ho dizina
12. hery ( 07/01/2005 18:02)
Ny ahy alou rehefa dizina e... izany hoe mila mikorotandrontana fotsiny ny lohako fa tsy mila revy.
13. yonikafopl ( 07/01/2005 19:28)
ny loha aza efa mavesatra ve de mbola hovesarana anzany kou!!
14. ikaretsaka ( 07/01/2005 19:30)
iny indrindra no mahamaivana azy ry yonika an
15. mihanta ( 07/01/2005 19:40)
za alou tia kiaka nefa kosa le hirany milamina,tahaka zany kou le ambondrona.njainjay mampa nerveuse b le hira mikrontana kou :-D nefa samy manana ny safidiny
16. chipie1 ( 07/01/2005 20:48)
sohitika> tsy azoko le oe mavesatra ambany ny gorodona hihih :-*
17. ikaretsaka ( 07/01/2005 21:00)
beton arme ana fondation iznay mavesatra ao ambany gorodona izany aminay mpanao tao trano
18. ramoul ( 07/01/2005 21:10)
reny mintsy zao no mba fihenoko ato nadritran\' ny tôna 5 zay! fa ra tsy mahazakoan\' reny alo de lasa adala é!
Ra toa ka mitady enao de tongava ao am\' edguy.com fa ao dôly ny misy an\'zalah na kounkou ao am\' rockinhaire.free.fr :wink:
19. chipie1 ( 07/01/2005 21:18)
ry linkin park ve mavesatra ? :lol:
20. ikaretsaka ( 07/01/2005 21:23)
lanjao aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.466