iza no tia rock mavesatra?

21. yonikafopl ( 07/01/2005 21:35)
ramoul ka efa we gasy hono fa tsy vazaha kou
22. mihanta ( 08/01/2005 12:23)
raha mavesatra loatra manjary tsy voabata le entina rock acrobatika
23. chipie1 ( 08/01/2005 13:48)
ika> za tsy manana fandanjana zay no mahatonga ahy hanotany?
24. ravatorano ( 10/01/2005 11:38)
zaho dia anisan ireo olona tia hira rock mavesatra.Any ampita anefa dia voafaritra tsara ny antsoina hgoe mavesatra fa eto amintsika moa izay dia rehefa b riff , trash sy ilay lazaina fa soavaly metalyb ireny no mazefatra.
Ny mpanao azy ireny dia efa voalazan i paingotra ery ambony fa mila miampy kely toa an dry radex izany Martu Gass , Vatofantsika , Lokomotiva fahiny , Maingoka sy ny sisa eh.
Io letsy ry Ikaretsaka tsy voatery ho dizina elah vao mi metaly mazefatra ah ary tsy hoe ny mpanao boty santiag mainty sy ny blouzaka kouira mainty ihany vao azo hantsoina hoe mpirevy mazefatra fa aingam panahy io eh !
Ry Ambondrona indray dia pop rock no tena ataony , ry Kiaka dia mifangaro ao ny pop ny semi metal ffa tsy manao heavy izy.I Tselatra no efa nanao taloha toa an ilay hira bandy kely , diploma sns.
Ry Kazar sy ry Apost no hitako aloha fa tena tompon ny mozika metaly na ny hard rock amin izao eh raha ny malagasy izany.Ny Red metal taloha no nilalao metaly fa izao efa aiza ny filanton ny mozikany.
Eo koa ireo namana mpihira rock malagasy vao misondrotra toa andry kambana metaly . ry Rheg , ry Oceana , ry Hirah sns...
Ny ambanigorodona moa na ny undergroove dia mbola vitsi dia vitsy ny mivaso an ireny ka tsy mahita akama we efa tena mpitrandaka tanteraka azy ireny aho sady tsy dmiady amiko koa ilay izy fa misy mihitsy ny groupe manao undergroove eto amin ny nanata kah !
okay eh !
25. jhouhlambout ( 10/01/2005 18:18)
zany an :{
26. fijo ( 10/01/2005 22:52)
za dia tia an\'io fa ny mpihira aty no mahazatra ahy.deep,pink floyd,van halen,sns,ny any amin\'ny tanana tsy dia harako loatra hafatsy ry kiaka sy ry ambondrona.ry balafomanga sy ry kazar efa henoko ny lazany fa tsy dia harako ny hirany.
27. ikaretsaka ( 10/01/2005 23:00)
ny ahy kos dia tsy mahalala gasy afa tsy ry kazar ireny aho.. sady ny ahy ny feony no henoiko kokoa nohon\'ny tonony rehefa ohatran\'ireny.
ny ahy letsy Ravato tena arakaraky ny sitiashion ny fireveko mozika le
misy fotoana ilahy te hihaino sahondrafinina.. misy fotoana ialahy te hihaino metaly. misy fotoana ialahy te hihaino zafindraony.. dia misy fotoana ialahy te hihaino beso mamolaka!
28. jhouhlambout ( 11/01/2005 18:01)
29. fijo ( 11/01/2005 23:18)
marina izay fa raha metaly dia ry kiaka no hitako manakaiky ny gasy kokoa;amin\'ny toetran\'ny gasy.
30. ravatorano ( 12/01/2005 08:10)
ika>fijo>marina dhl izany amin ny akapobeany fa raha manokana raha za mijery spekt rock eto ireny ilay hard aloha b mpirevy ihany sady jojoka no betsaka izany hoe tanora nohon ny tena ka tsy ry Kiaka mihitsy no hafaka ilahatra amin dry L2K ireny.
Izao koa aza hadino faf ireo bandy manao rock mavesatra eto mada ireo dia ssaika niray groupe aloha d nisaraka d niaraka indray izany hoe mifanome tanana rehefa manao spekt .Misy milalao ao amin dry Kiaka miaraka amindry Lokom , misy ry Iraimbl miaraka amindry Ocean ,na ry Rheg d ohatr izany eh fa any ampitan dranomasina tsy ahitana an izany satria efa tena matihanina ry zalah any fa ny eto mbola mila ezaka be ny amin izay fa tandremo fa ny mozika metaly malagasy milay be koa ah tsy ambakan ireny deep , metallica,ac/dc , europe sns ireny.
31. fijo ( 12/01/2005 22:04)
tsy manambany ny metal gasy anie za fa milaza hoe amin\'ilay toetran\'ny gasy tia filaminana dia io no manakaiky azy kokoa.kiaka sy raimbla.
fa aty koa ry zareo mpitendry miaraka mifanampy ka.io eran tany io artista mifanampy io.
32. ravatorano ( 14/01/2005 07:30)
marina ny an i fijo ilay metaly gidraka b tsy miady amin ny piesin ny malagasy fa ilay slow rock mavesatra ireny no ankafiziny.Izay na nampahalaza tampoka an dry Green ireny anie fa taloha ry zalah navesatra be ny hirany.
sohitika>ireto mbola misy anaran ny tarika mpivesatra vao misondrotra sao dia mba efa renao ny hirany dia ry Do tempest , Vaikafo, Vain , niverina indray izao ry Maroandavaka.
Efa maro ihany ny tv mandefa fandaharana momba ny metaly toy ny tv+,ny record,mbs...
33. rametaly ( 16/01/2005 21:52)
Tsara ry Ambondrona, fa tsy Rock ireny amiko, eny e! mety ho rock ihany fa tsy mavesatra eh !!! (pop) az\'fady an! Marobe ireo Tarika mpiangaly ny tena mavesatra eto @ tanàna. Oh : Samara, High-gregor, vakarm, anisany koa ry RED METAL t@ ireo hirany taloha (devoid of feeling, valley of death, afobe, …)
Ze te hahafantatra ny momba ny METALY D anntanio aho e !!!
34. rametaly ( 16/01/2005 22:03)
Mahafinaritra ny hvt\'i vatorano. Manomboka vitsy @zao ireo tena mpilalao Hard rock eto, somary nihananjavona r zalah @zao. Izany angamba no mahatonga ireo tsy tena izy hirongatra @zao. Nefa ao koa ireo mbola manantena sy mitana hatrany ny reviny taloha. Ny rock manko no mozika malaza indrindra tsy mety lefy eran-tany. Ny mahafinaritra aloh D misy ireo zandriny mivohy ny tena Metal @zao, oh oe : Amperus allegor (allegorius) sy ry Golgotah. Efa somary Black ihany ireny na D mbola lazaina ho Death aza, f\'efa lasalasa kah
35. sipagasy ( 17/01/2005 19:03)
;-)
36. mihanta ( 17/01/2005 19:16)
slow maivana wa
37. fijo ( 17/01/2005 22:42)
raha miaraka amindry kosa ve za de hiangaly mitaly e.eo afa indray ny revy
38. ravatorano ( 18/01/2005 07:46)
rametaly>marina izany eh
ambondrona dia pop rock no ataony
red metal dia nanao navesatra fa fahiny izany
amin izao ny jabokely mivoy ny metaly eto amin ny nanatà dia saika ny Death no betsaka ny trash moa dia toa ry KAzar ihany no hitako milay aminy.Marina ny mbomba andry Golgotah ary efa anisan ny lasalasa ry lerony amin ilay vazo .
Izay eh !
39. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:19)
slow maivana iznay tena plastika fa tsy metaly le
40. cutie ( 18/01/2005 23:01)
in alou le dikan\'le dizina, fa tena fanina za.

Za njay raha resaka hira mavesatra ny feon\'ny gitara ihany no tiako fa ny feon\'ny mpihira tsisy ilana azy daholo lollllllllllllllllll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1196