iza no tia rock mavesatra?

81. McFy ( 01/03/2005 02:20)
cutie rah t hanatranga lela foan enao d alefaso aty amiko :lol:
82. cutie ( 01/03/2005 13:43)
Mcfy , hafa njay anie ny dikan'zany hanatranga lela foana zany fa tsy mitovy le lazain'i fijo io e. :-D
83. fijo ( 01/03/2005 20:55)
cutie hi hi hi ataovy ary e,fa asiako crabe
84. cutie ( 01/03/2005 21:08)
crabes ny Antsohihy ve ry fijo?
hihihihihi
85. dadabe ( 02/03/2005 12:26)
:roll: :roll: tsy misy ambara
86. fijo ( 02/03/2005 23:15)
cutie ie ary ataoko tena be voasary makirana
87. cutie ( 03/03/2005 00:03)
de lasa matsiko fijo . :oops:
88. McFy ( 03/03/2005 00:36)
cutie sy fijo> ento kely any antsohihiy mits ny namana aloh ry zareo amrina. Mba tianay ho hita izy zao.
Lasa Crabes mavesatra ny sizé eto njay anjoany :^)
89. ravatorano ( 03/03/2005 12:07)
tena manahitana ahy mihitsy nareo ireto ry namako mahafinaritra isany ah
Ianareo ireo no atao hoe mpamala kira ka ny hira mavesatra lasa crabe ary ny ambondrona lasa ambohimiandra ntsss .
Mba ilazao vaovao momba ny hira mavesatra ary fa aza varaian mitanisa ny lela mitranga sy ny voaketoky ny crabe eh :-D :-D :-D :p :p :p :-$ :-$
90. cutie ( 03/03/2005 13:20)
ravatorano sady mihinana crabes no mihaino an'le hira mavesatra ka. hihihihihi
91. fijo ( 08/03/2005 21:36)
izay mihintsy;sady milela tanana avy eo rehefa tena miakatra le feeling,avy amin'ilay crabe io an
92. eisy ( 09/03/2005 06:00)
tsy hoe manaratsy aho fa raha vao hoe Mavesatra gasy aloha de tsy de hitako hoe aiza no handraisana azy e!.Zà mirevy mavesatra fa le an'ny gasy tsisy nuance mihintsy eo amin'ilay mozika fa rehefa hoe mikaikitra be ny riff sy ny effet de hoe mavesatra sy milay ve?!
Tsy hoe manaratsy ny Mozika Gasy aho akory, ohatra fotsiny: sady mihaino FOLK gasy aho no mihaino Folk vozongo fa hitako hoe voafehin'ny gasy io taranja iray io
Raha tena mihaino tokoa anie lisany de henoy le fitendrin'ny vazaha ireny (fotsy hoditra hoy r'lerony marihina fa mozikan'ny fotsy io aloha na ahoana na ahoana!!!)jereo ny mpitendrin'ny ACDC, ny fitendrin'i C.Richards(...Stones) na ny fitendrin'ny bandin'ny KREATOR ;be de be fa tsy ho voatanisa eto e! fa le Rock na mavesatra aza tsy hoe mikorontana
Misy manko miheritreritra fa hoe rehefa mihaino sy manao mozika mikorontana be aho de tia sy mahay mavesatra izay.
TSELATRA KOSA EKENA!!!!
93. eisy ( 09/03/2005 06:01)

94. ravatorano ( 09/03/2005 11:05)
eisy>sao d mbola tsy nahare afatsy i tselatra aza ianao
tselatra taloha ihany koa no nanao hira mavesatra fa tsy amin izao tsony angamba kosa eh
na manatsara na manaratsy ianao hevitrao iny ka dia manaiky aho fa mba miezaha tena mihaino ireo akama mivazo ny mavesatra fa misy tokoa ny tena mahavoa azy eh.L2K ireny , ry kazar , ry Apost sy sisa tsy ho voatanisa eto.
95. eisy ( 10/03/2005 05:39)
mpihaino de mpihaino,tokoa aho ry akama fa le fitendrin'ny gasy mihintsy no tsy izy a!. le feo aloha de aleo tsy lazaina.Io ho'a tsy forcer-na fa rehefa tsy mety de mianantra aloha vao mamoaka
96. cutie ( 10/03/2005 14:36)
hihihihihi eisy, le feo alou za kou tsy mahavoa mihitsy . :)
97. hardosy ( 11/04/2005 21:33)
Zaho moa dia mpankafy hatry ny ela. Malalaka ny adihevitra, misy tokoa ny lesoka eo @ tarika maro satria indraindray ny fitiavana ilay bahan-kira no manan-danja kokoa ka avy dia mamorona tarika ry zalahy ary ao vao manatsara sy mianatra. Ilay zavatra anefa raha ny fijeriko dia tokony hiainga avy ao anaty mihitsy. Na izany aza betsaka ny tarika gasy efa ela nitendrena mahafehy tsara e.
Tsidiho ito site vao hitako ito, momba ny hard rock malagasy fa misy tantaran'ny rock gasy novakiako teo ary misy ny lisitry ny tarika hard rock gasy maro :
http://hardrockmg.free.fr

8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2719