fivavahana iza noheken\'Andriamanitra amin\'izao fotoana izao?

1. ranini ( 30/12/2004 15:35)
tokony ho iray ihany mantsy ny tena fivavahana .koa iza ary hoy nareo no tena izy eeee!
répondu par dadabe le 09/04/2005 06:16
2. chipie1 ( 30/12/2004 16:00)
andriamanitra iray iany ka tsy hitako oe iza na iza....!
3. sechat ( 30/12/2004 16:04)
sarotra be amiko ny hitsara ny fivavahana sasany :roll:
4. ikaretsaka ( 30/12/2004 21:25)
izay mihitsy .. samy manana ny fiainany io
5. booboo ( 30/12/2004 22:27)
fivavahan\'iza no eken\'A/tra @ zô fotoana zô ? Ouz zà oe ny fivavahan\'izay tena mitady Azy marina @ fo tokoa, dé ôtra zay koa ny oe iza ny tena izy @ lé fivavahana be de be reo.
6. fijo ( 30/12/2004 23:04)
ny ahy no tena izy amiko dia toa izay koa ny anareo
7. xxx ( 01/01/2005 13:25)
Marina miitsy ny teniny BOOBOO ato fa sarotra no miditra ny fiangonana olona tsy fantatra fa ny hitako alo de fiangonana henjehina lava no ekeny!
8. ikaretsaka ( 02/01/2005 04:00)
sarotra be iznay fa anontanio andriamanitra dia ho voavaly ny fanontaniana.
9. xxx ( 02/01/2005 08:47)
Ary tena fiangonana tena ekena de tena mahitsy fo sy mangorakoraka no tsara éééééééé
10. methode ( 02/01/2005 23:22)
Fa maninona no voatery hisy ekeny sy tsy ekeny raha tena mivavaka aminy? Mety tsy ho iray amiko fa maromaro!! Raha-tsy izany dia ho aiza ireo talohan\'ny nahatongavan\'i Jesoa na Jesosy? Izay inoanao fa hanampy hahavonjy anao no tena izy ho anao!!! Dia ohatran\'izay koa ny ahy!
11. miarantsoa ( 03/01/2005 06:44)
Samia mandinika Baiboly dia diniho avy eo ny tenanao. Sao tokoa dia sasatra foana eo mivavaka nefa ho tratran\' ilay teny hoe :\"Tsy izay manao amiko hoe Tompoko, Tompoko no hiditra ny Fanjakan\' ny Lanitra fa izay manao ny sitrapon\' ny Raiko Izay naniraka Ahy. Maro amin\' izany andro izany no hilaza hoe:Tsy efa naminany ta@ ny anaranao va izahay, tsy efa namoaka demonia ta@ anaranao va izahay , ary tsy efa nanao asa lehibe maro ta@ ny anaranao va izahay...Ary dia hambarako aminy fa tsy fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko ianareo mpanao meloka.\"
(Matio 7 :22-23 )
Ka io sarotra be ny hilaza avy hatrany hoe iry na ity no marina fa samia mandinika ny Soratra masina ,no sady koa mbola eo am-pitadiavana ny marina hatrany isika isika izao .Izay ilay lalana tery sy hety ka sarotra vao mahita azy.
Izay tarihin\' ny Fanahy Masina no hahita ny lalana marina mitondra any An- danitra.
12. ravatorano ( 03/01/2005 07:51)
miarantsoa>booboo>ikaretsaka>matrina ny voalazanareo fa amiko ny fivavahana dia tsy vitan ny fiangonana fa ny fanarahanana amin ny antsakany sy andavany ny didi folo aloha dia ireo anatra amro voarakitra ao anatin ny testamenta vaovao na ny vaovao mahafaly izany.Fa hy hoe iza no ekena sy hoe iza no favy d tsy hhitako fa samy favy amin ny fahaizany mivavaka sy mitondra tena io
13. yonikafopl ( 03/01/2005 12:37)
tsy anaram-piangonana na anaram-pivavahana no hahavonjy anao fa ianao, ny fahadiovan\'ny fonao ho mendrika ilay Andriamanitra izay hinoanao, ny fanehoanao ny hatsaram-ponao tsy misy avonavona na fiheboeboana . Izay fahamasinana hanananao ao anatinao izay no fivavahana eken\'Andriamanitra.
14. ikaretsaka ( 03/01/2005 13:46)
ny ahy ilay izy hoe iza no eken\'andriamanitra...
ny valinteny assure sy tsy misy fisalasalana indrindra dia mandehana mankany dia anontannio izy!
15. sechat ( 03/01/2005 14:34)
:-D :-D :-D :-D :-D ngah tsy mety anontaniana @ telefona le izy ry ikaretsaka?
16. xxx ( 03/01/2005 17:23)
afaka hanotaniana ^phone ry sachet a! mety miitsy zany fa mino any zany de avy eo alefany sms ra mino enao fa hainy zvt rehetra
17. chipie1 ( 03/01/2005 17:37)
18. yonikafopl ( 03/01/2005 19:01)
:roll: :roll: :roll:
19. ranini ( 04/01/2005 10:17)
misaotra @ valinteninareo eeee!Fa izao!samy manana ny hviny ny tsirairay ny @ izany, nefa tsy ny fivavahana ve no tao ambadiky ny 1è& 2è guerre mondiale,izy koa notao ambadiky ny adin\'y hutu ,nahoana izy no nijery fotsiny ny fahorian\'ny mainty t@ fotoan\'ny esclavage?raha fitinina de ny problème rehetra nisy sy izay mety mbola hisy de ireo fivavahana ireo ihany!zay nomahatonga le fanontaniako mipetraka!za aloha tsy d\'acc hoe ny fivavahan rehetra de ankasitrahan\'Aa daholo
20. ikaretsaka ( 04/01/2005 14:52)
Sarotra be io hoa Ra nini a
satria ny fanontanianao dia i andriamanitra no misafisy na hanaiky na handa.. izy ny tompon\'ny safidy!
---> izy hoa anontaniana

ny ankoatran\'izay dia samy manao ny interpretation-ny ange e

ohatran\'ny mpivarotra mangahazo ihany io.. tsy misy hiteny mihitsy hoe mangidy be na efa lo aty be ny mangahazony fa ny mpividy sy ny mpihinana no mitsara!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773