fivavahana iza noheken\'Andriamanitra amin\'izao fotoana izao?
41. ikaretsaka
(
14/02/2005 14:11)
ka izay.. any amparadisa koa ve zany dia samy manana ny paradisany??
za tsy afaka milaza hoe tokana na maro satria za tsy mbola tany!

42. moi
(
17/02/2005 15:26)
Ilay boky hoe "Cinq jours en enfer et au paradis" no mitantara kely ny any. Eo am-pamakiana azy aho izao, ary ny tazana ao dia mizara telo ny helo. Hatreo aloha no voavakiko.
Ary Jesoa no mpitari-dàlana ao amin'io tantara io, izany hoe Izy no nitondra ilay olona nofidiany ho any mba ho vavolombelona hahita, sy hitantara amintsika izany any ambadika any izany.

43. blondin
(
23/03/2005 16:44)
Rehefa manaraka izay voalaza ao anaty baiboly ianao dia izay no izy fa sao dia voafitaka @ dokam-barotra etsy sy eroa. Fa ny ahy dia ireny olona mivadika finoana ireny: Katolika lasa J.M na Apokalypsy na hafa..., misy ihany koa ny Protestant lasa @ ireny fiangonana ireny. Gaga aho hoe inona no tena tadiavin'ireny olona ireny. Mitady fahamasinana ve sa mitady inona? Tsy mazava amiko mihitsy h@izao ny eritreritr'ireny olona ireny.Amiko ny tokony hoalalinina dia ny baiboly ihany. Izay dia ampy fa aza sodokan'izao zavatra rehetra mamiratra izao.Satria betsaka ny mpiatrika fiangonana no manao mpitari-bato vilam-bava.
44. dadabe
(
29/03/2005 16:35)
blondin>ka tsy mazava amise le izy satria tsy mbola tonga lafatra ny fioanaran'ise soratra masina, :wink:
45. Ramaso
(
30/03/2005 06:03)
blondin:
Rehefa manaraka izay voalaza ao anaty baiboly ianao dia izay no izy fa sao dia voafitaka @ dokam-barotra etsy sy eroa. Fa ny ahy dia ireny olona mivadika finoana ireny: Katolika lasa J.M na Apokalypsy na hafa..., misy ihany koa ny Protestant lasa @ ireny fiangonana ireny. Gaga aho hoe inona no tena tadiavin'ireny olona ireny. Mitady fahamasinana ve sa mitady inona? Tsy mazava amiko mihitsy h@izao ny eritreritr'ireny olona ireny.Amiko ny tokony hoalalinina dia ny baiboly ihany. Izay dia ampy fa aza sodokan'izao zavatra rehetra mamiratra izao.Satria betsaka ny mpiatrika fiangonana no manao mpitari-bato vilam-bava.
MItady ny cekezem ny ireny olona ireny.
46. xxx
(
30/03/2005 11:59)
Tsy sarotra ny manontany hoe iza no tena fivavahana
ilaina sy marina
mivavaha ihanao MARAINA -ATOANDRO - HARIVA
Mandoliha isakin'ny MIVAVAKA dia miantsoa an'
ANDRIAMANITRA Ka izany miantso azy
HOATRA IRENY MITELEPHONE IRENY SATRIA MAIANTSO
AZY IANO DIA MITELEPHONE AN'ANDRIAMANITRA
KRISTIANINA = vakio ny BAIBOLY KRISTIANINA DIA ARAHO
tsara ny ao anatiny
MUSULMAN = MANDOLIHA REHEFA MIVAVAKA ,MISASA TSARA
ALOHAN'NY HIVAVAHANA
FA amaly anao ANDRIAMANITRA raha vao maharitra
tsara ianao (valiany ny TELEPHONINAO IO )
fa tandremo fa misy FIVAVAHANA 2 (roa)
1) FIVAVAHANA TENA IZY
2) FIVAVAHANA TSY IZY JESOSY FOPLA
HO AZAVAIKO IO AMIN'NY MANARAKA RAHA MAHALIANA ANAO