specialité de chaque pays pour les fetes de noel
1. bichette
(
23/11/2004 10:33)
Mba inona no specialité ataon\'ny firenena misy anareo rehefa fety noely ? ny an\'ny gasy ohatra dia voritsiloza , ary ny an\'ny sasany kosa inona ?
Misaotra tompoko
Misaotra tompoko
répondu par boubounezy le 27/09/2005 11:33
2. kally
(
23/11/2004 17:08)
anay koa gasy fa ny anay tsary vorotsiloza fa gisa sy henakisoa ary ôry devra,dia asaina manodina maiônezy maraina tsa laitrako mahintsiny rehefa avy namonjy boum.
3. kinaoly
(
23/11/2004 18:38)
ny aty frantsa kounkou vorotsiloza sy marron, fa nenà ravitoto se henakisoa fonany
4. tsiperifery
(
23/11/2004 20:37)
Nenay aty chine kôtleta de chien mifangaro kitoza de rat ! :lol: :lol: :lol:
5. fijo
(
23/11/2004 20:57)
ny ahy manokana dia voanjobory sy hena kisoa.miaraka amin\'ny lasary voatabia,sy dovay.ary tsy mamoha varavarava raha misy mandona azafady tompoko.
6. ramoul
(
23/11/2004 21:33)
marina mintsy zany ry ramaso!
ny anay aty France anan-drani sy enomby matavy de...de...zay
ny anay aty France anan-drani sy enomby matavy de...de...zay
11. ikaretsaka
(
24/11/2004 15:43)
ny tsafokena ko aza adino an... misenenika ery rehefa ritina.. fa io sakafo paka fa tsy krismasy le
13. ftma
(
24/11/2004 22:53)
ny hitako sakafo fanaon\'ny fratsay dia pâte na ravioli miampy ny foie gras fa ny bûche de noël no tena manamarika ny noely aty.
14. bichette
(
25/11/2004 07:34)
o ry reto a ! inona marina ny fanaon\'ireo olona any aminareo fa tsy ny ataonareo anie e :wink:
15. sambatra73
(
25/11/2004 08:00)
bichette> :-D tsy maitsy somary mitatra kely fôna ny resaka! Sady sakafo io a, aleo samy manisy sira kely ;-)
itako aty aminay zao ny boudins tsy maitsy anaty menu kirisimasy + paoma masaka + cidra
kinaoly> + vorotsiloza sesika marrons koa io a
ftma> desera bûche (gatô na gilasy)
Refa voky d matory, d rapitso dana mikazakazaka kinaoly ;-)

16. booboo
(
25/11/2004 08:27)
ny aty aminay tsy haiko ny plat principal fa ny sure et certain dé tsy maintsy misy quiche lorraine eo ambony latabatra !
17. ikaretsaka
(
25/11/2004 20:27)
ny aty aminay be kaofiboay aty moa moa de ny hena no foto-tsakafo..
Misy an\'ilay ataon-dry zalahy hoe \"Full rack\" na ribs izay
Ilay taolan-tehezan\'omby 1 manontolo iny no atao barbecue de hoanina @ tsaramaso mena mamimamy masika be izay sy \"sauce gravy\" de hoditra ovy (cirly fries)

18. ikaretsaka
(
25/11/2004 20:31)
de ny aty raha kely kibo dia ataony hoe \"sissies\"
ary ny menu an\'olona normal hoe tena kaofiboay dia ampahaefatr\'io \"rack\" io
ary ny menu an\'olona normal hoe tena kaofiboay dia ampahaefatr\'io \"rack\" io