specialité de chaque pays pour les fetes de noel

21. kinaoly ( 27/11/2004 18:23)
fa aty tsisy trafokena eeee
22. jpeg ( 29/11/2004 17:45)
za hanao sakafo gasy hampisehona ny vazaha sy izay tsy gasy aty @ université dia ahoana dia ahoana ny fahitanareo an\'ireto sakafo reto,:
ravitoto sy henakisoa, makamba @ voanio, lasary voatabia, mofo anana, mofo mangahazo @ voanio. dia vary maina mazava ho azy a!
:lol: :lol:
23. fijo ( 29/11/2004 23:28)
jpeg>za koa ve hafaka mandalo any le.
24. jpeg ( 30/11/2004 12:31)
tongava ry fijo a! zavatra sady betsaka anie e! ny vazaha ataotsika manandratsira fotsiny fa tsika no tena minana! za d\'accord!
25. kally ( 30/11/2004 13:23)
jpeg> ravintoto sy henakisoa tsara fa somary mavesatra raha vavony tsy zatra loatra,sady mahamasimasin\'aty.Raha olona mbola tsy nahita koa dia sarotsarotra ny présentatuion-ny satria tain\'omby no fetra ;-) (misia nie tezitra eo e!)
Ilay makamba sy voanio,miam miam an-tendako sahady,asio sakay kely ilay mofo anana an!
26. jpeg ( 30/11/2004 16:26)
merci kally a! tena marina tokoa le lazainao @ lé ravitoto a! fa ze tia ranga mihinana a! haniko ko refa tsy tiandrizareo ko!
27. jpeg ( 30/11/2004 16:40)
o ry reto a! in kay ny cébette @ tenindrazatsika?
28. fijo ( 30/11/2004 22:32)
tongoloraviny reeeee
29. jpeg ( 01/12/2004 12:40)
ay ve e! misaotra fijo a! :-D sebety! tsy maka sarotra mintsy ramaso a
30. fijo ( 01/12/2004 23:16)
izay no hilana azy ko.tsy manasarotra fiainana.
31. jpeg ( 02/12/2004 09:55)
iza amizay ary no hisakafo e! kely sisa dia vonona le nahandro gasy :lol:
32. fijo ( 02/12/2004 22:15)
izany ve hanontaniana le.
33. jpeg ( 03/12/2004 15:34)
:-P mandroso an-databatra ary e
34. kally ( 03/12/2004 16:22)
Sssh,izaho tsy hanao fa latabatra kilaidainga virtuelle hay ny anareo!
35. fijo ( 07/12/2004 00:31)
le i kally koa manao izay tsy hampazotohomana ahy le
36. jpeg ( 08/12/2004 07:50)
le ravitoto ndray io tsy mampazoto homana an\'i fijo io! marina tokoa alo fa raha tsy mahafantatra tena miahotra ihany e!
fa matsiro rangaha a!
37. fijo ( 08/12/2004 23:49)
jpeg>aoka letsy ravitoto indray ve dia hialako le.tsy misy toa io ka.
alatsinainy=ravitoto sy hena kisoa
talata=voanjobory sy hena kisoa
alarobia=lelan\'omby sy pity poi
alakamisy=henakisoa sy petsay
zoma=henomby ritra
asabotsy=trondro sy felana papay
alahady=hena kisoa sy krevety dia rony anamamy sy trafokena.
izay hatao dia mahazotoa homana aby e
38. jpeg ( 09/12/2004 10:08)
hmm! tena matsiro eky izy izany :lol:
39. kally ( 09/12/2004 14:45)
fijo> alatsinainy manaraka mivoaka aretin\'aty be :^)...dia mody manenina kely aloha mihafihafy @ vary sosoa maivamaivana sy rano mangatsiaka betsabetsaka dia talata lasa izao indray ganagana sôsy tongolo,sakamalaho;voatabia ary lasary kely.
40. fijo ( 09/12/2004 22:35)
izay mihintsy le izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2568