specialité de chaque pays pour les fetes de noel

41. ikaretsaka ( 10/12/2004 00:10)
za efa annao an zao fa tonga de avy any @ 80 no lasa 120 kg hoa tao anatin\'ny 1 volana:
latsinainy-pasta sy jambon
talata=pizza tranche 2
alarobia=misao
alakamisy=mac do
zoma=trondro endasina sy puree
sabotsy=frites sy gateaux
alahady=texan steak (le rib eye ireny)sy vary
42. boubounezy ( 27/09/2005 11:33)
hono oa? ianao ve mba ty voritsiloza? itanao fa ny voritsiloza aty tena hena matsatso ndrindra ra samy hena fa miankina @ fandraona azy kou alou e!
fa za indray a! refa noël dé champont no ataoko farcie, dé asiko légume hidécoréko azy eo ivelany sady andrarahako roux blanc au vin et au poivre vert, ny entrée mou zany dé ataoko bouchée à la
reine sy carotte rapé manify kely, dé vin rouge na roséno sotrona @ny, ny dessert gelé fraise na abricot,ny apperitif martini, dé ny farany bière sy wiscky ho any zé misotro fa tsy maintsy misy jus ho any tsy misotro sy ny ankizy

bichette:

Mba inona no specialité ataon\'ny firenena misy anareo rehefa fety noely ? ny an\'ny gasy ohatra dia voritsiloza , ary ny an\'ny sasany kosa inona ?
Misaotra tompoko




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6444