Mpihira gasy tsara feo indrindra
1. xxx
(
06/11/2004 21:54)
Mba mila ny ny hevitrareo, iza no mpihira gasy tsara feo indrindra :?:
répondu par marina50 le 18/04/2005 19:21
2. siid
(
07/11/2004 15:19)
Tsy asiako adi hevitra fa i BODO ihany ny ahy no teny tiako sy mahafinaritra ahy ny feony.
Hevitro izaho manokana izany fa asa ny anao :roll:
Hevitro izaho manokana izany fa asa ny anao :roll:
5. kitoza
(
08/11/2004 13:02)
lahy kix
vavy malala (zay) ,nanie ,francia rakotozafy (l)
groupe zay sy ambondrona mazava ho azy. eny e ireo no tiako d ireo no hitako fa mahay fa samy manana ny tiany :-*
vavy malala (zay) ,nanie ,francia rakotozafy (l)
groupe zay sy ambondrona mazava ho azy. eny e ireo no tiako d ireo no hitako fa mahay fa samy manana ny tiany :-*
8. zakilinina
(
08/11/2004 21:21)
Amiko dia tsy mbola misy mahavoa an\'ireto jokinjokiny ireto :
Voahirana (Ratsimbazafy) sy Lola (Bessa).
Voahirana (Ratsimbazafy) sy Lola (Bessa).
11. jabeta
(
09/11/2004 06:59)
nena indray alou dé mbola tsisy atakaloko an\'i Mireille tao @ tarika tselonina é! ny lehilahy indray dé Fafah (mahaleo). Ny taty aoriana dé toa oaoaoa daholo fa hialako tsiny.
12. angie
(
09/11/2004 10:11)
Raha feo fotsiny dia Mbolatiana sy Mahery fa raha tarehy sy bika aloha dia Giana Avm sy .... sao dia misy saropiaro :wink:
13. chipie1
(
09/11/2004 16:11)
tsy de itako lotra oe iza? fa arakarakilay hirany no itiavako ny feony , de ny mozikany mazava wazy!!
15. kally
(
09/11/2004 18:05)
Ny ahy Sahondrafinina zanany no tena tsara feo indrindra,ary misy ratsy feo nefa mahay mihira moa misy tsara feo fa tsy mahay mihira dia :?:
16. fijo
(
09/11/2004 21:03)
balita koa tsara ka.fa fafa(mahaleo aloha no tena hitako maharaka feo tsara indrindra.
17. ikaretsaka
(
10/11/2004 03:27)
tokony asiana grpe ny bandy sy sipa fa manjary mifangaro.. sakelidalana las amifanfaro @ ana tanvir ko
19. pitchou
(
11/11/2004 19:24)
raha vavy dia i hantatiana angamba no mahafinaritra ahy ny mpihira taty aorindrina fa raha lahy, Rija? Fanja andriamanantena koa milay be an!
raha mitambatra indray tsy mbola misy atakaloko an\'i vetson\'androy sy voanio hatramin\'izao saingy tsy hita ze nalehany
raha mitambatra indray tsy mbola misy atakaloko an\'i vetson\'androy sy voanio hatramin\'izao saingy tsy hita ze nalehany