Mpihira gasy tsara feo indrindra

41. fijo ( 31/01/2005 22:32)
welie marina koa ireo
42. fijo ( 01/02/2005 23:37)
ireny koa nilay niaraka tamindry ossy
43. xxx ( 20/02/2005 03:48)
[quote=pitchou]mba tena niheno ny feon'i Hantatina ve ianao io fa raha ny tsara feo ao dago dia tena very lavitra be be mihintsy i Hantatinao io.
44. tsaragasy ( 20/02/2005 03:51)
ny tsara feo ao dago dia tena feno, tsy afaka milaza aho hoe iza no tena tsara indrindra, na lahy na vavy. Vitsy ny ratsy feo. Adalan'ny gasy no miaky vazaha fa ny gasy mbola mahay lavitra noho ireo.
45. fijo ( 21/02/2005 22:07)
marina fa be tsara feo ao,fa misy misongadina kokoa
46. petit ( 24/02/2005 17:57)
Za ko tsy hiady hevitra mitovy @ ra fijo ny ehitro ê. Raha vavy dia Bodo no miavaka fa raha ny lahy de maro izy no aho: Fafah (Mahaleo), Luc sy Mahery(Johary), Rija Ramanantoanina...... sy mbola maro fa saingy samy manana ny stylany daholo.
47. fijo ( 24/02/2005 21:54)
ireo voaton'ilahy ireo dia saika heken'ny rehetra fa tsara feo ka.
48. hanty31 ( 27/02/2005 14:17)
XXX: mialona angaha ianao io no dia manaratsy be an'i Hantatiana tahak'izao???
Tsy nisy zaza tafita no sady béni tahaka azy dia tsy zakanao ve??
Lasa lavitra i Hantatiana dia ianao no marary fo!
Reraka eo ianao no sady mampalahelo ny toe-tsainao.
Samy manana ny talenta nomen'ANDRIAMANITRA azy ny tsirairay!!
Samy tsara feo avokoa fa samy manana ny hanitra ho azy e! ka midira fiangonana fa mila sitranina ianao!

49. booboo ( 27/02/2005 14:43)
:-D :-D ary ianao angaha tsy manaratsy an'i xxx @ fomba fiteninao ? :roll:
50. hanty31 ( 28/02/2005 08:59)
I tsaragasy sy XXX dia olona iray ihany na olona miray trano,na mpihavana fa mitovy ny fisainany ary tsy ho ela dia ho fantatray hoe: iza izy roa ireo!
ny maha-vendrana azy dia tsy ni-s'inscrire satria matahotra sao dia tratra!
Fa maninona koa no hoe: tsaragasy ?? sa mila asiana koa hoe: nenysoa?? izay vao ho hety??? tsy maintsy mila asiana hoe:tsara na soa foana ve vao lasa exceptionnelle e!??


51. booboo ( 28/02/2005 09:11)
pffffff any ambadika any nareo raha hifamely fa aza ato @ forum kosa e ! lasa mankaleo beeeeeeeeee ny farany. :-w. Kouny mou ry admin. isany ô ?
52. fijo ( 28/02/2005 22:21)
mandreraka marina le izy kle;
53. tsaragasy ( 18/03/2005 22:13)
fa inona mo no idirako @ izay fialonana, izao angaha mo mihira, mba milaza ny hevitro fotsiny aho eh, ianao no toa tokony ho sitranina fa misy tsy mety kely. raha ny momba an'i Hantatiana, t@ izy mbola kely tena tsara feo mihintsy fa tena niova be ny feony ary milaza aho hoe misy mahay koko noho izy ka izay angamba no tsy tantinao. i nanie sy bodo ny ahy no tena tiko.
54. sonwin ( 19/03/2005 19:29)
i Ejema no tena milay ka
55. tsaragasy ( 20/03/2005 17:07)
Ny mpihira vavy, bodo sy nanie, ny lahy ambondrona sy Ricky, groupe tearano.
56. sonwin ( 21/03/2005 12:08)
welie no milay ka, sady mahay mihira be
57. felicia ( 02/04/2005 21:44)
VAVY:lalatiana
lahy:solo...izy tsy mangala-tahaka ny amerikanina fa manana personnalité...tovo'jay :?: trop americain... :?:
58. saotra ( 03/04/2005 03:02)
mcfy:

ny ah ny feon-tsodin\'i Rakoto Frah no tena tiako


fa anga ny sodin'i Rakoto Frah mpihira gasy?????!!!!!!!!!!
59. cutie ( 03/04/2005 03:49)
felicia
mitovy tsika njy zany
saingy za tia tovo jhay ihany :)
60. felicia ( 04/04/2005 00:34)
cutie...tovo'jay mahay mihira sady tsara feo...ts'isy discu iny...fa hafa ihany lalatiana sy solo e...gasy ka manja... :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008