Mpihira gasy tsara feo indrindra
61. cutie
(
06/04/2005 05:09)
adinon-jy nga i rija R felicia.
62. xxx
(
12/04/2005 22:21)
ny ahy ilay mpihira vavy tao @ tarika lolo iny no tiako tsy tadidiko ny anarany,
63. marina50
(
18/04/2005 19:21)
Izahay mpankafy Hantatiana.
reportage ho an'izay mpankafy azy jereo ao amin'ny www.topgasy.com
Izy aminay no tsara feo indrindra.
samy manana ny tiany e!
izay tsy faly aleo harary fo any.
samy manaja ny tiany.
:D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0071