alcool & volant
1. vegas
(
26/10/2004 12:48)
Sao mba misy mahita re ny fika tsy ahatratraran\'ny ballon testeur d\'alcoolemie ny taux d\'alcool ao anatitsika ao fa manomboka manahirana be ny misafidy entre ny alcool sy ny volant. Nefa mba sady te hisotro kely no mba te hitondra fa lavi-podiana. Ilay miantehitra amin\'ny olona mba hanatitra toa tsy fanao matetika satria tsy mitovy ny ora tiana odiana.Voatery manaraka ny sitrapon\'ny sôfera foana ka mandreraka be.
Misaotra anareo amin\'ny valiny mahafapo.
Misaotra anareo amin\'ny valiny mahafapo.
répondu par pitchou le 16/12/2004 06:14
2. ikaretsaka
(
26/10/2004 13:13)
ny ahy aloha tsotra ihany e.. rehefa tsy te hody dia misotro fa raha hitako hoe tsy misy mpanatitra atokisana sy tsaratsara ny ambiance de tsy mitondra fiara aho raha tsy efa afaka ny alikaola.. ilay tratra masay be na ilay mamo mandona olona ko (za tsy mbola nandona fa efa voadonan\'ny olona mamo)
3. fanja1
(
26/10/2004 15:37)
vegas! hajanony ny toaka fa aza mitady hanafenana an\'izany, na manaova otran\'i Ikaretsaka. tsssssssssss
6. vegas
(
26/10/2004 17:08)
Tsy resaka te hiboboka tôka no antony fanontaniana ry zareo fa mba te hifandombera tsotsotra amin\'ny tapaka sy namana a.
De mba mila vonjy avy amin\'ny ze mahita fika.
De mba mila vonjy avy amin\'ny ze mahita fika.
7. pitchou
(
26/10/2004 17:39)
vegas> ny fanaon-drizalahy aty alou d raha vao misy resaka lanonana d efa tsy mitondra daba mihitsy! raha mbola mijoro tsara alou avy eo d maka taxi rehefa mody, ary raha tena efa very d tsy mody fa miandry ny ampitso!
9. fijo
(
26/10/2004 20:45)
vegas>akama milay letsy ialahy ka izao a.vao tsy ela fa tamin\'ny volana aout teo,dia naika vita tsy namana teto intsony ny tenako.satria nanao zoma manifika dia dozy kely no nody.potika ny vodin\'ny fiara,ary tsy tsaroako akory izay tena zavanisy.ka raha azo atao letsy dia na mirevy na mitondra fa mafy izay a.
11. naritsimba
(
27/10/2004 05:25)
Hevitra tsotra, zà izao misotro dia izay no tsy nakako permis dia @ izay tsy mitondra mihitsy, na dia mahay mitondra tsy misy permis aza ny tena.
Io no tsotra indrindra.
Io no tsotra indrindra.
14. dezy
(
28/10/2004 13:59)
tsa misy hevitra io zandry fa tsy maintsy misafidy na revy na volant .Ny aina kou ne lahy tokana e !ndray mande miseo eto ihany tsa misy 2eme episode .Aleo mitandrina eee
15. vegas
(
28/10/2004 18:04)
efa oe tsy mamo arak\'ilay eritreretinareo, fa lé tsy maha JACKPOT an\'ilay balôm fotsiny no mba angatahiko, sa trohana ndray au lieu de tsofina? hihihi.
Sady ny mahagaga koa de ity: ny sipakelin\'ny tanàna ze mba manana permis de conduire sady mba tsy misotro koa toa tsisy mahay mijôky vam dôly tsssss . Sady mahagaga no mahavarina sa aona hoy nareo? :roll: :roll:
Sady ny mahagaga koa de ity: ny sipakelin\'ny tanàna ze mba manana permis de conduire sady mba tsy misotro koa toa tsisy mahay mijôky vam dôly tsssss . Sady mahagaga no mahavarina sa aona hoy nareo? :roll: :roll:
16. vegas
(
28/10/2004 19:38)
ah non a! tsisy evitra zany bainina a. Tsy maintsy misy zavatra azo tsakotsakoina hitan\'ny gasy any fa aleo hiandry an\'izay.
chipie1> tena misy lé izy aki a, fa za no diso tsy nandray antsoratra an\'ilay resaka, za ko tamin\'izany efa hainao iany hihihi :-D
chipie1> tena misy lé izy aki a, fa za no diso tsy nandray antsoratra an\'ilay resaka, za ko tamin\'izany efa hainao iany hihihi :-D
17. pitchou
(
28/10/2004 20:15)
vegas> tsy fantatro na mahafaka le problemanao na tsia fa fantatro fotsiny hoe mampisava hamamoana: calmar no atao lafika matevina!
ny fofona indray aloha d angamba persil e!
ny fofona indray aloha d angamba persil e!
19. vegas
(
30/10/2004 10:39)
fa tsy azon\'i ramaso mintsy ve ny testamentan\'i vegas e? efa oe tsy mamo mihintsy, sady tsy fanimpanina ihany koa. Fa lé test positif ami\'ny boissoin tsisy dikany no masosotra. Mba miala etaheta fotsiny ve ranga de mahatraingo tssss
20. vegas
(
30/10/2004 10:50)
misaotra pitchou tamin\'ny evitra narosonao a. ndraso fa anjamako rariva de ho itako eo.
fijo> hihihi mety hamono ahy marina no tedaviny an looll. Aleo alou hividy testeur eny amin\'ny pharmacie zay vô makeny amin\'ny pra e
fijo> hihihi mety hamono ahy marina no tedaviny an looll. Aleo alou hividy testeur eny amin\'ny pharmacie zay vô makeny amin\'ny pra e