alcool & volant

61. fijo ( 07/12/2004 00:09)
anan aleo mba ahy irery izay ka
62. ikaretsaka ( 12/12/2004 01:46)
hihihihihi
63. pitchou ( 12/12/2004 17:30)
izany v no mba fitivanao namana ry fijo? d efa miomana enao zany karetsaka fa raha misy mahazo anao d tazanin\'i fijo ery lavitra ery fotsiny fa tsy omeny \"sekourou\"
64. ikaretsaka ( 12/12/2004 17:32)
efa haiko io ka.. misy fiteny manao hoe \" anyone who falls behind is left behind\" izany heo izay any dia any!
65. pitchou ( 15/12/2004 07:40)
raha left behind fotsiny kou ange mety tsy d mbola haninona fa le ampiany :-D no tena loza e!
66. fijo ( 15/12/2004 21:20)
aizaaa manampy aho ka.fa raha azo ampiana vao ampiako.
67. pitchou ( 16/12/2004 06:14)
ko tsy atoronao azy le nanavotra anao ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0331