alcool & volant
21. pitchou
(
01/11/2004 18:34)
fijo> tsy mamono oul zà fa manoro izay tsy ahitany loza raha tena tsy maintsy misotrosotro izy! fa tena marina ange io lazaiko io e!
30. pitchou
(
04/11/2004 11:53)
d le lokony zany zao no mety hifandirana? satria samy manana ny fahitany azy i vegas sy ny polisy?
31. ikaretsaka
(
04/11/2004 22:34)
fa tena serieux ve aloha izany hoa raha arak\'ilay silipo fa tena mamo be aza ialahy ka mi passe ny test fitsofana balom de mbola tsy maninona?
aiza kosa e!
aiza kosa e!
33. ikaretsaka
(
04/11/2004 23:07)
fa tena kozy ve zany hoa.. hoe arany ela fa mamofona toaka be nefa tsy naninona ny balom de ahoana?
34. fijo
(
04/11/2004 23:50)
ny balon no profo.ka raha entiny any amin\'ny poste ialahy dia mety hanaovany taratasy eo fa mamo,fa raha avelany handeha dia hoe handefasany PV dia azo lavina,satria tsy misy ilay profo.ioany amin\'ny posta de polisy io koa aza mbola hazo hiadivana tsara satria (argument)mety ho fanerena no naneken\'ialahy.
io koa mantsy ny alcoteste dia tsy miakatra raha hoe vao avy misotro ialahy dia mitsoka,fa mila miandry 15mn eo ho eo.
io koa mantsy ny alcoteste dia tsy miakatra raha hoe vao avy misotro ialahy dia mitsoka,fa mila miandry 15mn eo ho eo.
36. pitchou
(
06/11/2004 17:39)
izany hoe rehefa te-hisotro d tsy mandeha lavitra mihoatra ny 15 mn miala ny trano zany!
37. fijo
(
09/11/2004 00:31)
izay.ary migoka dia mody haingana fa raha mbola be resaka eo dia miakatra ilay feeling
38. pitchou
(
10/11/2004 19:09)
ary tsy mety aminareo angaha raha entina mody le tavoangy d any an-trano no mampidina azy?
39. pitchou
(
10/11/2004 19:36)
ka tsy mety indray izany satria mipetraka ihany ilay olona ho an\'ny hafa ka! fa samy mibata mody d samy any aminy avy no mampidina miaraka @ rafotsiny avy! d ny ampitso mifampitantara @zay!