amour devient amitie
1. fiaritiana
(
07/09/2004 11:32)
tsy vitako izany aloha tsy haiko ianareo raha toa ka efa niaraka ela ve dia hiverina ho mpinamana fotsiny indray dia ahoana izany ny vita hatrizay :?: ny amitie lasa amour no tena possible amiko ary logique izany
ny olona aza maniry handroso koa mitady hihemotra indray :?:
ny olona aza maniry handroso koa mitady hihemotra indray :?:
répondu par fijo le 02/12/2004 21:23
3. nikopol
(
07/09/2004 11:50)
Possible io raha tsy nisy fitaka be vava na tahatak'izay. Tsy resaka mihemotra io amiko fa fandrosoana be dia be.
Ohatra olona roa nifankatia nivady, niteraka zaza ray, vita le fitiavana de nisaraka. Tsaratsara kokoa ho an'ilay zaza ny mahita ny ray amandreniny minamana na samy efa manana ny fiainany aza.
Za manana namana mahavita ireo.
:lol:
Ohatra olona roa nifankatia nivady, niteraka zaza ray, vita le fitiavana de nisaraka. Tsaratsara kokoa ho an'ilay zaza ny mahita ny ray amandreniny minamana na samy efa manana ny fiainany aza.
Za manana namana mahavita ireo.
:lol:
4. tsiperifery
(
07/09/2004 12:04)
Misy izany kah ! Indrindra ireo mpifankatia nosarahin'ny elanelantany de efa samy manana ny fiainany taty aoriana !
5. mcz
(
07/09/2004 13:00)
io anabaviko mumu io zany efa nahavita matao efa vita vee lollllllll tsy hiembotra intsony fra hirosoa hatany vééééééééé :?: :?: :-D :-D :-D :-* :-*
6. chipie1
(
07/09/2004 14:23)
mcz> zany kou ve de mba valinilay sujet io? :twisted:
hafa ndray raha oe mpivady de nisaraka de efa nisy zaza nikambanana tao. Iny normal be :
Fa raha hoe mbola mpisipa fotsiny alou (raha ny amiko) de ataoko bonjour fotsiny de basta... : :lol: :-P
hafa ndray raha oe mpivady de nisaraka de efa nisy zaza nikambanana tao. Iny normal be :
Fa raha hoe mbola mpisipa fotsiny alou (raha ny amiko) de ataoko bonjour fotsiny de basta... : :lol: :-P
7. vegas
(
07/09/2004 16:17)
amitié lasa amour no possible fa ny mifamadika amizany tô sarotra. Fa inona alou lé amitié tin'i fiaritiana tenenina? Mifankalala de mba mifanaja de miresaka tsindraindray eny refa mifanena, zay ve oatra?
8. kanty
(
07/09/2004 17:05)
Amiko aloha dia possible foana na ny amour lasa amitie na ny amitie lasa amour e!
miankina @ tsirairay ihany anefa ilay izy. Tsy ny olona rehetra no mahavita izay.
miankina @ tsirairay ihany anefa ilay izy. Tsy ny olona rehetra no mahavita izay.
9. fijo
(
07/09/2004 21:06)
za efa miaina an'io ka amiko izany dia mety io.izany hoe cousine lavitra ilay izy dia raikitra ny tsy nampoizina dia rava nony avy eo dia lasa mpinamana tsara izahay.
ny zavatra nataonay fotsiny dia tsy lazainay izay miaraka aminay hoe efa niaraka izahay satria manjary manelingelina ireo ankilany.
ny zavatra nataonay fotsiny dia tsy lazainay izay miaraka aminay hoe efa niaraka izahay satria manjary manelingelina ireo ankilany.
10. fiaritiana
(
08/09/2004 18:50)
miray hevitra amiko ianao ry vegas raha za aloha tsy mahavita aho na dia ny hijery an iny olona iny aza e ohatran ny mitamberina foana ny fiarahana taloha ary angamba na ny hiarahaba azy aza tsy ho vitako
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fiaritiana le 08/09/2004 18:51
11. ramoul
(
08/09/2004 20:01)
ra toa ka samy efa manana ny fihainany tsirairay avy le efa nisaraka de tsy mahagaga mintsy ny maha mpinamana an-dry zareo! amiko alo zay fa ny am' nareo tsy fantatro an :!: :!:
12. besoiiin
(
08/09/2004 20:15)
possible io ka! izaho izao efa tratra...! mpinamana alou teo @ 3 volana teo de lasa mpisipa nifapitsaoda ary niara-nitsaokalentika teo @ 1taona teo... indrisy anefa fa toa nisaraka tsy nisy ady sy fanditra akory! tsy haiko na samy leo angamba?? tsy mino aho anefa fa toa tena nisy zavatra tsy azo nialana tany @ ankilany tany ka aleo mijanona ho mpinamana hono! tsy dia nasiako olana izany fa dia mpinamana izahay hatramin'izao efa ho iray taona izao! fany mahagaga dia izao ilay fitiavana dia tsy matin'ilay finamanana! tsy mifankafoy izahay fa mifampiantso rehefa hanao sortie na hijery spectacle na mba hiaramisakafo fotsiny aza matetika... rehefa mihaona dia mifanoroka @ molotra toa izany koa rehefa misaraka! kanefa dia mpinamana fotsiny sisa an...! tsara ihany aloha ilay izy e.
13. fijo
(
08/09/2004 21:04)
ny ahy koa moa havana ihany ilay izy ka mihaona foana rehefa any dia izay koa ngamba no tsy nampaninona azy.
14. jhouhlambout
(
10/10/2004 12:39)
Miankina @ ilay toe tsain\'ireo olona roa ihany no maha possible na tsia an\'io
16. naivoherizo
(
02/12/2004 20:28)
mety zany ka ny amour mivadika amitié rehefa amboarinao tsara ny sainao sy ny fonao dia mety io e!! raha ohatra tsy nifanao ratsy a!!!