Mitondra hafatra sipa
1. hery
(
25/07/2004 19:52)
Salut daholo. Tsy hoe appel d'offres akory fa mitondra hafatra sipa iray izay tafaresaka tamiko eto Italie aho.
Raha misy bandy matotra hifandray aminy (mifandray fotsiny aloha fa sao dia maika be eo :) ) dia maniry izy ny mba hahalala ny pseudo-ny.
Izao no profil ilaina.
- Lehilahy ato amin'ny namana
- Taona 30 - 35
- Toerana Europe
- Kristianina
Ny ankoatran'ireo mbola hifampidinihana eny ihany.
Izay liana dia mba afaka manoratra aty amiko na milaza ny pseudo-ny eto.
--------
ps. Raha misy te hanao antso toa io koa ny namana hafa dia afaka miresaka aty amiko (gratos io an)

répondu par fijo le 10/03/2005 21:30
2. gogota
(
25/07/2004 20:42)
é é é é fa angaha ry nao dia efa tamp-dalana haleha no dia aty anaty forum no mitady akama?
Tsy maninona anefa fa fomba mety ahitana azy daholo izany rehetra izany , koa mazotoa é! dia mahita izay tadiavina. :wink: :wink:
Tsy maninona anefa fa fomba mety ahitana azy daholo izany rehetra izany , koa mazotoa é! dia mahita izay tadiavina. :wink: :wink:
3. rainza
(
25/07/2004 22:24)
Za sao de mba mety eh
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rainza le 25/07/2004 22:24
4. hery
(
25/07/2004 22:36)
ramaso> hihihi, fa angaha malemy tahaka ny an'ny sasany koa ny vocation-n'lah?
rainza... ok voaray ny candidature :)
gogota> euh, antson'ny fo angé no ato e. Raha mba mitady koa ny fonao dia eto no anaovana an'izany.
rainza... ok voaray ny candidature :)
gogota> euh, antson'ny fo angé no ato e. Raha mba mitady koa ny fonao dia eto no anaovana an'izany.
6. hery
(
26/07/2004 00:00)
ramaso> Voaray ny hafatra
Ny resaka izany dia izao fa lasa vazivazy ilay izy. Io sipa io dia mpikambana ato amin'ny namana ihany. Niteny anefa izy hoe ireo bandy manoratra aminy dia toa tsy matotra daholo (tsss tsy quoi zany). Te hametraka antso eto amin'ny antson'ny fo hono izy kanefa tsy azo anaovana xxxx wah eto. Dia hozy hoe mba lazao ao ary mou fa rehefa misy mamaly dia izaho no hanoratra aminy mangingina.
Dia izay ry zalahy a. Mpitondra hafatra fotsiny aho fa rehefa apetrakareo eto ny ps-nareo dia hi-contacter anareo izy. Hitany mantsy ity forum ity.
Dia izao koa :) aza matahotra hoe sao ho lasa vadin'izany sipa izany fa te hiresaka amina bandy tsy eto italie fotsiny izy fa izahay eto efa tsy azo ianteherana intsony :D

7. bichette
(
26/07/2004 12:24)
ary raha ntsy ao italy ilay bandy de aona ? mety ve sa milay mba mipetraka manodidididin'i Italy ? avoay ny sariny e ! :P :lol:
8. ludo
(
03/08/2004 16:50)
Amiko nama olona tsy sahy miseho masoandro zany zava-trafa a raha tena izy marina in ny blem nao raha miseho eo fa tsy manao ampitapitao,ny fifandraisana tsy hita maso eto aza efa tsy fidiny ko enao ndray d
mbola manao ampitapitao !mivoaha nao fa vonona ny hitafa aminao ny tenako
mbola manao ampitapitao !mivoaha nao fa vonona ny hitafa aminao ny tenako
9. fijo
(
12/08/2004 21:19)
hery an,naika hiditra ihany ao fa misy tsy miady amin'ilay kodisio.ilay faharoa sy farany.nefa anie mba matotra ihany aho e.sa???tsapao ihany aloha e.
11. fijo
(
16/08/2004 21:25)
le,tara ve izany za le.mba hilazao mialoha nama amin'ny manaraka fa manjary tara ny namana an.
12. xxx
(
23/08/2004 12:55)
mitady kofa v zao ny sipa??
krsitianina engagé sa zay atao hoe krsitianina miditra fgn d efa izy!
:*
krsitianina engagé sa zay atao hoe krsitianina miditra fgn d efa izy!
:*
13. fijo
(
23/08/2004 19:33)
inona ny olana raha mba mitady olona hotiavina ny sipa?ngaha dia ny lahy ihany no mahazo maneho ny fitiavany?
14. besoiiin
(
23/08/2004 20:20)
marin'zany e! zoan'ny sipa mihintsy ny mba mitady sy mitrandraka izay mba tena reveny e! fa ny blem kely zany de raha ny bandy malaza maditra toa anay itony tsy ahazo vady mints kouuuu! :(
15. tsimibolisatra
(
05/09/2004 05:17)
Kanosa ve ka dia eto no hitady sipa hovadiana sa tsy misy toerana hafa hita any am-badika any. Feno ny zaridaina any an-dafin-dranomasina any ka ndeha mba mitsangatsangana eny an-jaridaina eny fa feno bandy mirozy any, ary aza mba mampitondra hafatra fitadiava-namana olona izany. Am-piasao ny intelligence fa izay ihany no mahomby. Sa QI
18. mcz
(
05/09/2004 08:34)
:?: :?: hafakoa ity hafatra hoentiny hery ity kllllllll zay ko ampitondra hafatra hoanao ry hery aaaaa sa aona tadidin' la ilay hafata noentiko hoan' la iny vééééééé hahahahaha :D :D :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D
19. fijo
(
06/09/2004 19:29)
tsimibolisatra>efa moderna izao ka tsy olana na eto aza no mitady.na QI
20. xxx
(
07/09/2004 07:57)
tsimibolisatra> Aleo izahay hijanona eto na tsy tahiaNY aza e ! Efa tany an-jaridaina no niala fa feno toa anareo mampibolisatra lava any !
QI < 3
QI < 3