Fa maninona........?
1. rambofrau
(
10/07/2004 19:25)
nareo lhl no tia mijerijery vhv eny andalana ,na dia efa miaraka @ vadinareo,na ny sipanareo aza?
répondu par pitchou le 10/08/2004 10:38
2. vegas
(
10/07/2004 19:48)
efa natoraly. Ary nareo vavy maninona no mbola mijerijery anay efa manambady? (tsy ny rehetra kosa fa aleo hazava,misy vitsivitsy)
3. yonikafopl
(
10/07/2004 23:42)
ahoana moa no hahafantarana hoe manam-bady le olona raha mbola tsy fantatra e! fa sakanana sa asiana tampina ny maso zany ve mba tsy hijery
5. rambofrau
(
11/07/2004 13:01)
Ramaso!ka zay mihintsy anie le tsy azoko eh,ny vady jerijery hozy enao,de maninona raha ny vadinao ihany no jerenao fa tsy variana mijery vhv hafa????
Kally!na tsy mitondra mody aza ve dia izany no hanararaotana???
Kally!na tsy mitondra mody aza ve dia izany no hanararaotana???
6. yonikafopl
(
11/07/2004 17:55)
rambofrau , fa midika inona moa ny fijerena olona iray e! ny maso natao hijerevana , fa ny tokony ho izy angamba dia hoe nahoana no mbola maniry sy mitsiriritra olon-kafa nefa efa manana.
7. jhouhlambout
(
11/07/2004 22:36)
F'angaha tsy azo atao? Ary nareo vehivavy anga tsy mba manao an'izany mihintsy? hm?
8. atmos
(
12/07/2004 02:11)
Ilaina eo @ fiainana ny mahay mi-apprecier ny zavatra tsara, indrindra ny mi-apprecier ny zavaboary. Matetika @ isika Malagasy, tsy dia mba haintsika loatra ny mi-avouer hoe rehefa tsara dia tenenina hoe tsara fa tsy rehefa mahita zavatra ratsy ihany vao miteny hoe ratsy.
Ny lehilahy na ny vahivavy dia anisan'ny zavaboarin'Andriamanitra, ka amiko an, rehefa misy vhv tsara, na lhl bôgôsy, amiko ny fijerena na ny fitenenana hoe manja koa iry sipa iry na hoe bôgôsy koa izany bandy dia tsy midika fa hadeha hikôty an'iny aho fa filazana sy fi-apprecier-na ny zavaboarin'Andriamanitra.
Jereo fotsiny raha mahandro sakafo enao, tsy faly ve ianao raha mba misy miteny hoe tsara izany sakafo izany. Fahaizana mi-apprecier ny zavatra tsara izany, fa tsy rehefa may sy masiso ihany ny sakafo vao miteny ianao.
Amiko izany tsy dia misy olana izany fa c naturel, c normal et surtout c bien de le faire.

10. lanto
(
12/07/2004 04:01)
atmos> marina be io tenin'i atmos io, aôna ny avaly any amintsika rehefa mba misy miteny hoe "manja indry izany " ? dain koa e ! aiza kosa e ! aza maneso moa e ! zao koa ve de tsara ? Nefa ny aty ivelany na zaza 4 ans mahay mamaly hoe "merci" amin"io ! Dia rehefa asaina indray dia "misaotra ny mpikarakara" na misaotra fa voky" any @ farany , tsy miteny na tsara io na ratsy , any @ faritra sasany any atsimo aza tsy mahazo miteny hoe tsara ny sakafo fa "misamba hany" hono, tendakanina e ! Sao dia mivaona @ sujet ! Izao e ! tsy omena tsiny ianareo lhl mpankafy eny an-dalana fa mba za atao trop kosa e! indrindra le tanana mitsiraparapka iny tena tsy tanty ary mampite-hitomany marina e ! Raha miaraka @ vhv moa na de tsy vady aza fa anabavy dia amiko tsy fanajana azy satria ialy oul adalainao tsy mahalala izay fifandraisanareo fa de hoe "mapalahelo le vadiny ! hihihih
13. ari.malala
(
12/07/2004 13:21)
lanto, raha tena sincère anie ilay compliment kosa hadalana raha tsy hanaiky ê! fa misy ny an'ny sasany hita izao fa fanesoana ilay olona mintsy! Heno ihany izany @ ton ilazany azy ê! fa marina io tenin'i atmos io hoe tokony hahay hi apprecier, fa tsy mitsiriritra kosa na izany aza.
14. ramoul
(
12/07/2004 13:42)
Mao mahita tsy mitondra mody ary ny vady fijery; ny taolo no namorina ary marina tokoa izany.
Tsara ny mijery fa ny mamao aty am-badika no fadio.
Tsara ny mijery fa ny mamao aty am-badika no fadio.
15. rambofrau
(
12/07/2004 15:15)
Ry Atmos sy ry Karetsaka zany de be vava mihintsy satria samy manao.
Amiko aloha mba tokony hanaja anile vhv miaraka aminao enao fa tsy mitoditodika etsy sy eroa. Manin raha mba mihafy kely tsy mijery eh??? sa tsy mety mintsiny???
Amiko aloha mba tokony hanaja anile vhv miaraka aminao enao fa tsy mitoditodika etsy sy eroa. Manin raha mba mihafy kely tsy mijery eh??? sa tsy mety mintsiny???
16. kally
(
12/07/2004 16:17)
Rambofrau> avelao izy hijery fa aza raràna izany e! tsy sarotra be ve izany mamehy ny masonao hoe hatreto ihany no jereko,ny maso ange mandehandeha fa tsy fehezina ohatry ny soavaly mitampi-maso hoe eo aloha eo ihany.
sady amin'izay izy mba manao fampitahana hoe nojereko daholo ny olona rehetra teo fa ianao no tsara indrindra.
sady amin'izay izy mba manao fampitahana hoe nojereko daholo ny olona rehetra teo fa ianao no tsara indrindra.
17. atmos
(
12/07/2004 16:21)
ramboufrau : ka sao de tokony hampanaovinao ireny lamba rakofana @ loha ireny koa ny lhl? ohatr'ireny vhv any Afganistan reny @ izay tsy mahita ny manodidina mihitsy.
kally : tena bien dit mihitsy io tenin-dry io. Merci t@ spapa e
kally : tena bien dit mihitsy io tenin-dry io. Merci t@ spapa e
20. ikaretsaka
(
12/07/2004 18:46)
ka izay.. ny maso ve no mijery dia ny fo no lasa marary? amboary aloha ny saina