Fa maninona........?
21. kitjo
(
12/07/2004 22:36)
Rehefa mba miteny ange izy zay hitany fa tsara dia mba te hanoro anao ny tsaratsara kokoa koa izy e
fitiavany anao ary zany au contraire, tsy hoe mitsiriritra ilay olona akory fa mba manome sopapa anao e fa ra tsy zany lasa mitsiriritra ny hafa fts izy.
Sady raha samy tsara ve tsy aleo izy miteny sy mba mijery hitanao? toy izay ilay manaraka retroviseur "mangala-pijery" d lasa mitsiriritra....
Zay no atao oe "franc jeu" aloha e,
Aza raisina negatif foana ilay zavatra e....
fitiavany anao ary zany au contraire, tsy hoe mitsiriritra ilay olona akory fa mba manome sopapa anao e fa ra tsy zany lasa mitsiriritra ny hafa fts izy.
Sady raha samy tsara ve tsy aleo izy miteny sy mba mijery hitanao? toy izay ilay manaraka retroviseur "mangala-pijery" d lasa mitsiriritra....
Zay no atao oe "franc jeu" aloha e,
Aza raisina negatif foana ilay zavatra e....
22. kinaoly
(
13/07/2004 00:26)
marina ny hevitry i atmos sy lanto : inona ny maharatsy ny mijery zavatsa tsara ? amiko tsy honnête @ny tenany ny olona raha miteny fa tsy mijery vehivavy (na lehilahy koa) mintsy eny andalana , raha tsy hoe angaha miondrika fona izy rehefa mande na miandrandra ny lanitra fona :) tsy haiko alou e, andramo raha misy mahavita anzany
23. mangakely
(
13/07/2004 09:16)
Manota eo anatrehan'Andriamanitra aho raha tsy midera ny hakanton'ny zava-boahariny. Noho izany dia mijery tokoa moa izany raha ny tenako.
24. pitchou
(
13/07/2004 11:05)
hihihi mangakely! nahoana tokoa moa no tsy hijery ny manodidina e! le mitsiriritra no tsy mety fa le mijery mahafinaritra ka! raha izaho aza raha misy mahafinaritra mandalo sendra tsy hitany d tsy diso mihitsy aho miteny hoe "jereo ange ny hatsaran'ny bikan'iry sipa iry e!" na hoe "manja lesy lema zany sipa zany" na hoe "tiako be ny coupen'ny volony! mety ve nenà raha atao otran'iny?"! tsy hitako za olana! sady ... hehehe! le maso mijery koa ange tsy mitondra mody e!
25. rambofrau
(
13/07/2004 15:47)
Ka izaho anie tsy maninona fa mba koriozite fotsiny no nametrahako le fanontaniana eh.
Ikaretsaka sy Ramaso aloaha dia tsy aritro mihintsy fa angamba le tena Casanova be ireny eh,na Don Juan.Hi!hi!aza tezitra an
Ikaretsaka sy Ramaso aloaha dia tsy aritro mihintsy fa angamba le tena Casanova be ireny eh,na Don Juan.Hi!hi!aza tezitra an
26. booboo
(
13/07/2004 17:33)
ilay mijeri2 vevavy eny an-dàlana normale beeeeeeee @ lelà sady an'isany raha maha samy hafa ny lelà sy ny vevavy. na samy mijery ara tsy mitovy mihitsy ny antony mibaiko ilay fihetsika @ vevavy sy @ lelà ( en général a ! ).
27. mcfy
(
13/07/2004 22:27)
ramaso> sao d tsy mijery fotsiny ary enao fa manara-maso le tonga d mihodina mitsy ny loha! hihi
28. ikaretsaka
(
14/07/2004 04:48)
fika fijerena aby zany .... fa tsy nitondra nody fa nijery fotsiny... ary aleo lery mba hirevy e
29. atmos
(
14/07/2004 12:46)
za alou manao reny solomaso "madness" be reny e, tsy hita mihitsy we mijery an'iza na iza.
30. rambofrau
(
14/07/2004 19:31)
eeeeeh!dia mazotoa mijery re Ramaso fa dia manamaso tokoa enao ah.
31. pitchou
(
15/07/2004 02:50)
fa zà alou vhv fa mahafinaritra ahy koa ny mijery lhl eny an-dalana e! mba itenenako hoe otran'ireny ny bika ideal, zany ka lhl mahay ze manendrika azy, jereo ange ny madness-ny, kay i ramaso sy karetsaka mihitsy le hitako iny ... fa zà ko tsy mitondra mody fa maso mijery fotsiny! hihihi
32. nikopol
(
15/07/2004 12:24)
Hitako hoe adalana ny tsy mijery raha toa ka te-hijery. Zay resaka jery fotsiny ve dia asiana zistoira be.
Couple tsy masaka tsara raha resaka jery no tsy zaka. Na izany aza aloha, raha miaraka amin'ny sipa za, za tsy manara-maso na mivanaka lela raha mahita bomba e! Mijery simple mijanona natorely fotsiny.
Couple tsy masaka tsara raha resaka jery no tsy zaka. Na izany aza aloha, raha miaraka amin'ny sipa za, za tsy manara-maso na mivanaka lela raha mahita bomba e! Mijery simple mijanona natorely fotsiny.
33. pitchou
(
16/07/2004 10:52)
fa maninona raha manara-maso? sa lasa otran'ny mitsiriritra? le rarakivy mahita sipa ireny alou tsy lasa fa sady mahamenatra e!
34. mcfy
(
16/07/2004 10:59)
le ho voafelaka tampoky ny ny eo akaiky rah vao manaramaso no ho oain b eo ko. Ozy izy hoe zà tsy mba jerenao ohatr'zao
35. ari.malala
(
16/07/2004 13:51)
Adalana kosa raha hamelaka eny an-dalana ko! Normal be le mijery ê! Dia mba jereo koa hoe ny inona t@ny aza no nanintona dia ataovy tsaratsara noho izay ny anao .
36. mcfy
(
16/07/2004 16:01)
k io ange na tsara aza le mahita vaovao tsy manakana ny sasany mitsy e!
37. lanto
(
16/07/2004 16:11)
le miherika manara-maso iny tokoa mba tsy izy raha miaraka amim-bady e ! ny sasany tsy afa-po faceA fa mbola mitady faceB ! hihihi Manararaota tsara ny maso dieny eo aloha e ! Dia henjano ny hatoka avy eo ! Zan aloha dia miambina maso mitsy e !
38. lema
(
16/07/2004 18:16)
za lou @ télé no manararaotra mijery dé tsy mijery tsony eny an-dalana e!
39. mcfy
(
17/07/2004 02:29)
lanto> k ny an'iramaso ange autoreverse hono e! satria hoe mtsy mila ecran hono izy fa aleony camera @ ann (cameraman) d fimena daholo ny rehtra hihihi
40. pitchou
(
17/07/2004 15:29)
hihi! le manara-maso hoa tsy maninn fa zao! aza tenitenenina izy raha sendra misy tohatra eo! hihihi! d le tanany jerena sao manaraka misambotra any ko! raha iny kosa alou d tsy felahana akory fa manawain be na ny tena hamelaka aza angamba ataon'ny olona maty jery fa mody sakambinina d itsikitsikiana d tsongoina mafy b ny hatotanany!