Fa maninona........?
41. rambofrau
(
19/07/2004 10:14)
Lanto,za koa aloha torakizany eh,ambenako tsara le masony dia raha tafahoatra kosa aloha dia tsy maintsy migidra eh,na asaiko manaraka anile olona izy dia avy eo menatra :°)
43. mcfy
(
21/07/2004 20:57)
rambofrau> lasa manaraka azy any tampoka izy raha tsy tonga saina eo tkoa fa. hihi
44. pitchou
(
22/07/2004 01:09)
rambofrau> d tsy mijery lalana izany fa miganjina ny masony foana? d ahoana rehefa miaraka miantsena?
46. poupounesana
(
30/07/2004 18:04)
misy mampme mitsy ato! fa isaorana alou ireo izay mi-oser dire tt haut ce qu'on pensait tous tt bas! raha io fijerevan sipa na bandy eny andalana io alou @ko tsy d hitako ny olana raha mijanona eo @ ny admiration fotsiny! zà koa aza mba mijery! ary tia jerena :-P !!!saingy zao fotsiny, ny vhv rehefa mijery plus discrète kokoa izy rehefa miarak@ vadiny! fa ny lelà anefa misy sasantsasany no tsy manafina mitsy!misy vhv tsy matanty an'zany anefa ka mba afenopeno ry zalahy ah! na tonga d teneno le izy eh, milay kosa iny sipa iny akia malala we!fa mety hataony hoatran'iny ny volony ny ampitso!na ny fomba fiankanjony!tetika daolo anie zany eh!
47. mcfy
(
30/07/2004 23:43)
lanto> ka rah ny maso fotsiny moa no mivilana maninn fa raha hivilana eo daholo ny ambiny no ho olana ko :lol:
48. yonikafopl
(
31/07/2004 21:38)
lanto hi hi hi hi hi raha hivilana tsy maninona fa ny hanondro lanitra no loza hi hi hi hi hi hi hi, manao hoe ry lanitra o!! kanto ny zava boahary :lol: :lol: :lol: :lol:
53. rambofrau
(
06/08/2004 11:45)
Pitchou!tsy hoe mibanjina azy foana fa le rehefa misy sipa mandalo iny dia manao maso vilana amin'ny antsoin'i Lanto.Fa izaho aloha ry ireto efa tratra an,nisy lhl niaraka t@ vadiny dia mbola nijery sy nipimaso ahy,izaho indray no sorena eh :x
54. pitchou
(
07/08/2004 10:05)
kay! ka ny mahazatra d ny vhv no mande miantsena! d hivilana foana zany ny maso fa tsy hanam-potoana hijery hafa mintsy?d raha mahitsaka entan'olona oh hoe akondro(!!!!) tsy loza?
rambofrau kosa ngamba nijery le bandy kou! raha tsy zany ahôna no nahitanao azy hoe nipimaso? zà mou tsy mba mijerijery zany kou raha tsy hoe tena manaitra ngah le bandy! :oops:
rambofrau kosa ngamba nijery le bandy kou! raha tsy zany ahôna no nahitanao azy hoe nipimaso? zà mou tsy mba mijerijery zany kou raha tsy hoe tena manaitra ngah le bandy! :oops:
57. poupounesana
(
10/08/2004 09:55)
aiza ihany marina le sopapa eh!
fa tsy hoe manisy ny vevavy aho han fa mba nisy zvt tsikaritro fotsiny t@ zà nandehandeha teny rehetra teny fa misy vhv koa manao izay hijerevana azy mihitsy eh! misy alou d ny hatsarany no manintona eh fa misy kosa d mi-friser ny ridicule mihitsy!! mampitehitomany!ny andro efa fantatra fa ririnina mbola misy mahita manao zipo fohy sy débardeur kely zany! misy ndray mamanb mbola mitomany ho jeunefille!aiza no tsy jervan'ny oll

58. pitchou
(
10/08/2004 10:38)
kou zay kosany ary v ry poupoun no azahoany aina? :lol: :lol: :lol: ka manao metimety izy lazaina fa te-ho jerena! manao tsy metimety izy lazaina fa tsy mahava-tenakopu aiza kosa? mitomany jeune fille ahoana alou e? manao tatoo? sa piercing eo @ fotra? sa jem'enfous? sa ahoana? sa minizipo? (iny ndray alou mety hoe tsy ampy ny lamba no nahatonga azy ho fohy loatra e!)