Salon #serasera ! Humm!
1. riffeur
(
26/06/2004 03:40)
Pkoi vous les filles,ou femmes la nuit, vous vous éclatez grave sur le salon #serasera? Humm
répondu par perlerare le 02/03/2005 20:27
2. kinaoly
(
26/06/2004 03:45)
filles ou femmes ??? hihihihi
na @al na @atoanjo lety de misy fafiny fônany refa ao :) @ #serasera. fa elà nga tsy mpiditsa ao @atoanjo ?
de mahita fafiny fôna kou na ny lhl aza :D
na @al na @atoanjo lety de misy fafiny fônany refa ao :) @ #serasera. fa elà nga tsy mpiditsa ao @atoanjo ?
de mahita fafiny fôna kou na ny lhl aza :D
3. hery
(
26/06/2004 04:00)
Fa marina ihany ny tenin'i riffeur fa bandy efa firy zahay no ao mbola anaovanareo tambabe ihany...
Hitondranay kôfan'Anjanmanal an
hihihi
Hitondranay kôfan'Anjanmanal an
hihihi
6. kinaoly
(
26/06/2004 10:22)
fa nisy naninn tao njay hery sy riffeur reo e ?
hery> haka renfort mintsy ve elà lety ??? ôtsan'ny gravy zany
hery> haka renfort mintsy ve elà lety ??? ôtsan'ny gravy zany
9. fanja1
(
27/06/2004 07:07)
hihiihh!!!!! Riffeur sy Hery, Inona koa ary reto lehilahy matahotra vehivavy reto?
18. riffeur
(
27/06/2004 13:56)
Za tsy mitaraina fa constatation des choses! Alina tena mampitogaigy anay, fa be sipa fa gaigy jiaby daholo, dans le bon sens!Mahalasa fisainana hozy ny bandy rehetra! hiihihhii Tohizo fa tsara le esprit ka!