Salon #serasera ! Humm!

21. olly ( 28/06/2004 20:33)
maha loll be ahy zany an ! fantaro aloha ny mpanoratra au fond sy ny fomba firesaka mahazatra azy :
tsy voatery ... fa raha izay no mahadiavolana ny fonao sy ny eritreritrao de tsy koi fa raiso arak'zay le oll e , seulement à côté de la plaque be ilay fisainana :)))
22. fijo ( 28/06/2004 23:17)
izahay tsy mpankany fa ato ihany dia efa hita ny ataon'ny sipa e.
23. olly ( 28/06/2004 23:36)
eny nray ara kou! ekena mba tsy ifandirana :)) !fa za nray aloha de mba gaga ihany am'zany , tssss k'ra tsy hoe voatery ho inn fona ko ihihh
24. mumu ( 29/06/2004 07:31)
ty fijo ty kou raha hitaraina an!! fa mba naninona anao hono ny sipan'ny serasera e?????
25. riffeur ( 29/06/2004 12:34)
Humm!
olly> serieuse be nareo zany! hahaha! A coté be le fisainana??? euhh, tu te plantes completement :-p
26. olly ( 29/06/2004 16:03)
lolll za nray sérieuse fona ka lolll na de mpivanitika miresaka aza , fa amiko zany de izay façon izay no hitsaranao le oll ! tsy ilaiko asiana resa-be eto koa zani fa zao ftsn ny mba lazaiko momba io e (izaho no lazaiko eto satria izaho isan\'ny tia manketo am\' forum ary mpi-éclater eto araka ny voalazanao) : samy manana ny toetrany maha-izy azy ny tsirairay , \'ninoninona hitsaranao io de izao : g\'assume ma personnalité de mpivanitika eto satria efa izay aho! tsy haiko ny hanafina io satria tsy mety , etsy andanin\'zany : fantako fa rehefa mandray anjara eto aho : c tjs de plein coeur et sans arrière -pensées ni pr koi ke ce soit ni envers ki ke ce soit madio ny saiko ka izay no mbola hamerenako ihany hoe : à côté de la plaque be le fi-interpréter nareo le participation \'le oll eto am\' forum indraindray ! izaho manokana de gaga am\'ty sujet nao ity sy ny sasany any ambadika any , satria ny fivanitihana eto kay moa zany tsy maintsy hoe midika zavatra hafa fonofonosiny foana ?? ka izay ilay hoe eny nray ara kou fa za indray mi lolll be foana rehefa sendra sujet toa itony e! hanampiako azy farany de farany: mbola valable foana h@ zao ny teniko any amin\'ny lhvt hoe \"vavolombelona\".
27. fijo ( 29/06/2004 22:40)
sans arrière pensée pour penser vers l'arrière izany .ih,ih,ihmilay ka.aza sosotra moa e.
28. mimich ( 30/06/2004 12:29)
Tsy mpandeha any aloha aho e, nefa tsiny omeko tsiny raha ho tezitra I olly satria izay foana lé resaka .Matetika miverimberina ato @ forum ato mantsy fa na fihetsika mitovy aza, rehefa ny vhv no manao azy dia misy tsininy foana
Tadidio aloha fa na inona na inona resaka mivoaka eo ary na manao ahoana na manao ahoana ny fomba ataony ao dia olona tsy mifankahita ny eto @ ankapobeny ary tsy mifankafantatra ary resaka natao mba hanafana ny adi-hevitra sy ny fifanakalozan-kevitra , izany hoe misy ny resaka serieux fa misy koa ny hanihany ary tokony ho fantatry ny tsi-1-1 izany fa tsy izany no entina hanaovana izao karazana valan-dresaka hitsarana izay vhv mpandray anjara rehetra any.
ary tsy hitako izay tokony hanahirana rehefa tsy misy fanompana (taoko ty efa misy fepetra ato anatin’ny fifandraisana eto @ takelaka , azo ampiharina ireny rehefa mihoa-pefy ny mpandray anjara, fa ny ankoatra izay dia tsy hitako izay tokony hitsarana olona fahatany satria resaka io dia mijaona @ maha resaka azy rehefa tsy tiana horaisina
Hamaranana azy dia izao e! mazava izany !Soa fa re fa misy hodinihina sy ahafahana miala moramora raha mbola mitohy ny oh izany.
29. fijo ( 30/06/2004 22:42)
mimich>aza sosotra moa fa resaka daholo anie izany e.hitsikio dia ampy e.
30. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:34)
ka i olly malaza tezitezi poan a@ na pas hono ko
31. olly ( 01/07/2004 09:04)
ikaretsaka e :)) tsi tezitranao zani za fa manazava ftsn fa oh tsi reviko be le resak'ry zalahy ato njainjay !
32. ftma ( 01/07/2004 13:34)
Riffeur Hery: nareo roalahy no tena mpampiresaka vehivavy ao. lahy no betsaka ao @ alina ary tsy manao tamba- be zany zahay ry hery an.
Mahafinaritra anie ny firesahana ao @ alina e, sady mahalina ny resaka, zany aloha no atony andehanako ao, sady efa mifakalala daholo na dia miova ps matetika aza ny sasany!!! ( sa tsy izany ryRiffeur mpiova ps?)
33. fijo ( 01/07/2004 22:18)
inona koa letsy no hidiran'ny kilaotiny amin'izany le?
34. mimich ( 02/07/2004 07:49)
izay ngamba no maha ramaso azy ; mahita ny tsy hitan'ny olona
35. riffeur ( 04/07/2004 16:07)
Salut ndray! Hahaha! nareo reto dia tena miscene! Zay resaka kely ve ny hanaovana polemique ny bandy rehetra ao! Aleo tsorina ny marina fa nareo tsy manala azy fa serieu(se) be daholo! Sans humour! Samy manao zay reviny io! Za mpiova pseudo grave ary mpikoty sy mpanadala sipa henjana be ao, mahazo tsara, tsy mahazo tant pis! Macho be an! hahaha! Zay aloha, sa ahoana ikaretsaka sy ramaso, le kilaoty efa hadino tary @ mahazatra taloha ka! kobon'lisany le film!!
36. mumu ( 04/07/2004 17:30)
efa nazaka betsaka tao nga riffeur?
37. riffeur ( 04/07/2004 19:43)
mumu> hihihi! A vérifier!
38. fijo ( 05/07/2004 23:27)
sarotiny indray mumu an.ih,ih,ih
39. mumu ( 06/07/2004 10:55)
fijo ountssss za tsy sarotiny am'zany ka! curiosité fotsiny nenà!

riffeur ok je vais vérifier!! hihihih

40. fijo ( 06/07/2004 22:27)
curiosité sarotsarotiny izany.ih,ih,ih, milay ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1948