Salon #serasera ! Humm!

41. mumu ( 06/07/2004 23:13)
fijo curiosité fotsiny ka!
42. imailaka ( 07/07/2004 11:45)
hehehe
:-)))))
nisy tsy zaka tao zany ry riffeur matoa misy "curiosité" na de fotsiny aza
43. fijo ( 07/07/2004 22:51)
imailaka>ih,ih,ih,
mumu>marina ve io lazainy io?
44. mumu ( 08/07/2004 07:04)
fijo inona no marina?
mba tiako fantatro fotsiny raha mba nazaka betsaka tao izy ka!
45. imailaka ( 08/07/2004 07:09)
:-)))))
ouahahahaha mumu!!!!!
riffeur : miasa mafy mintsss less ny sainy an oe iza dôly fa mba omevo sous papa izy a
io curiosité io nge ka hummmmmmmmmmmmm be e
oe iza t@ ireo aza fa .....
46. sipagasy ( 22/07/2004 18:04)
fa inona moa no zakaina ao @ #salon'ny serasera ao ry mumu?? hihihi
47. kitjo ( 23/07/2004 16:19)
aza marary fo amzany zandrikely an :-*

mumu> aza curieuse hono njy e.....hihihi
48. yonikafopl ( 24/07/2004 15:54)
rehefa tsy hiteny riffeur de zakany njay milaza ny tenany e! hi hi hi hi hi hi h
ary ity miovaova ps ty moa ve tena important ao e!
49. welie ( 02/03/2005 20:17)
Hummmmm......
Riffeur sy hery> Iza taminareo no efa voa-otnoder tao aza hoe mba lazao eto? :-P :-D

Ié...fa mitandrema nareo bandy mandalo ao @ salon ao refa alina fa gravy be ao! :-D Sa tsy izany ry minox isany??? :-P

Resaka daholo izany nefa e! Mandalova ao fa milay be ny ao ka! :wink:
50. perlerare ( 02/03/2005 20:27)
tsy sipa ihany no ao refa alina fa betsaka ihany koua ny bandy é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2112