Ireo namana efa mama

1. hery ( 06/06/2004 09:55)
mba ataovy ato hoe ny lisitra?
Dia bonne fête daholo.
répondu par sipagasy le 09/06/2004 16:39
2. mumu ( 06/06/2004 10:03)
bonne fête ma lanto
3. hery ( 06/06/2004 16:12)
Bizz ho an'i Sipagasy ihany koa... bonne fête maman
4. voninkazokely ( 06/06/2004 16:39)
Tratry ny fetin'ny reny daholo isika RENY rehetra eto an-tany sy any an-danitra é ee!
5. lanto ( 06/06/2004 17:34)
sôtra e ! de samy ho tratry ny hoavy! de amboary koa nenareo ry mumu a ! :)))
6. fanja1 ( 06/06/2004 17:54)
Bonne fête lanto sy sipagasy ary la2ina!
bisous
7. mumu ( 06/06/2004 18:30)
oups adinoko
bonne fête kou sipagasy bizzz be njy
8. mumu ( 06/06/2004 18:31)
lanto nenay sy hery ve? hihihihihi
9. aristar ( 06/06/2004 18:50)
Tsy te hanao "oiseau de mauvais augure" fa isan'andro no tokony hanaovana fetin'ny reny @ fanaovana izay tsy masorenan'azy ohatra faha tsy indray mandeha isan'taona, andro noforonin'ireo mpivaratro kasirolina sy ny sisa ary t@ ity taona ity dia nintombona t@ Pentekositra dia mahembotra t@ 6 Juin ilay Fête des mères
10. lanto ( 06/06/2004 18:56)
mumu> ze tinjy kah ! raha izy ve no voafidy ....! :)))
11. mumu ( 06/06/2004 19:08)
lanto aleho hilamina ka iny efa be vadi-hamanjanaka!! hihihi
12. lanto ( 06/06/2004 19:12)
hihihih firy hono ny vady amanjanany ?
13. mumu ( 06/06/2004 19:17)
lanto ouayyyy tsy vao hisa intsony!!! zany no mampiasa mafy an'izy io de tsy hita hita intsony!! mody hoe exam!!
14. lanto ( 06/06/2004 19:22)
hay va re ! aza miditra akia ! sady aleo tohizana any @ chat le resaka sao voabôty eto!
15. mumu ( 06/06/2004 19:27)
aleho hitady tsonjo hafa ka ie ary amin'ny chat no milay!! hihihi
16. samoina ( 06/06/2004 19:56)
De mirary ny chat(tes) tsy mbola mama ahazo tsonjo be arak'izay iriany ô !
17. mumu ( 06/06/2004 19:59)
samoina enao nga tsonjo azo jonona?
18. ramoul ( 06/06/2004 21:00)
bonne fety ho an' ny maman rehetra ato amin' ny namana de bizzz b ihany koa
19. samoina ( 07/06/2004 07:11)
mumu / arakaraky ny appât ampesaina sy ny haranitry ny lelam-pintana . hihihi
20. kitjo ( 07/06/2004 07:11)
hahahhahahhaha
bony fety aby ze efa mama fa tsy voatonona sady tsy fantatra oe iza aby no mama an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1635