Ireo namana efa mama
4. voninkazokely
(
06/06/2004 16:39)
Tratry ny fetin'ny reny daholo isika RENY rehetra eto an-tany sy any an-danitra é ee!
5. lanto
(
06/06/2004 17:34)
sôtra e ! de samy ho tratry ny hoavy! de amboary koa nenareo ry mumu a ! :)))
9. aristar
(
06/06/2004 18:50)
Tsy te hanao "oiseau de mauvais augure" fa isan'andro no tokony hanaovana fetin'ny reny @ fanaovana izay tsy masorenan'azy ohatra faha tsy indray mandeha isan'taona, andro noforonin'ireo mpivaratro kasirolina sy ny sisa ary t@ ity taona ity dia nintombona t@ Pentekositra dia mahembotra t@ 6 Juin ilay Fête des mères
13. mumu
(
06/06/2004 19:17)
lanto ouayyyy tsy vao hisa intsony!!! zany no mampiasa mafy an'izy io de tsy hita hita intsony!! mody hoe exam!!
14. lanto
(
06/06/2004 19:22)
hay va re ! aza miditra akia ! sady aleo tohizana any @ chat le resaka sao voabôty eto!
16. samoina
(
06/06/2004 19:56)
De mirary ny chat(tes) tsy mbola mama ahazo tsonjo be arak'izay iriany ô !
18. ramoul
(
06/06/2004 21:00)
bonne fety ho an' ny maman rehetra ato amin' ny namana de bizzz b ihany koa
19. samoina
(
07/06/2004 07:11)
mumu / arakaraky ny appât ampesaina sy ny haranitry ny lelam-pintana . hihihi
20. kitjo
(
07/06/2004 07:11)
hahahhahahhaha
bony fety aby ze efa mama fa tsy voatonona sady tsy fantatra oe iza aby no mama an
bony fety aby ze efa mama fa tsy voatonona sady tsy fantatra oe iza aby no mama an