Ireo namana efa mama
41. mumu
(
07/06/2004 15:41)
42. nikopol
(
07/06/2004 15:52)
Mumu : raha resaka lavage, hainjy ve ilay hoe " I lave you*" ?
"a" ilay zana-tsoratra fa tsy "o" .
(* Je te lave, izay hono no dikany )
43. fijo
(
07/06/2004 21:59)
arabaina daholo ny neny e,dia tsy hadino nenin'i ramaso fa sao mitomany lery.
dia vonoy ny tel ry hery amin'ny fetin'ny dada na mamgala standardista fa hosempotra ao ianao.
44. kitjo
(
08/06/2004 14:11)
hery > hay ve e, fa sao miteny2 foana eto fa za zao tsy mahalala afatsy Voninkazokely sy Lanto koooo
mumu ary narahabaiko tany ambadika,hihiihhihiihhi
45. sipagasy
(
09/06/2004 16:39)
dia misaotra antsika rehetra nahatsiaro ahy manokana é! dia mba tongava ho reny koa re ry mumu na @ iza na @ iza annn hihihi dia bizzzzzzz be injy é!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 1.3808