Ilay Tena Tiana
1. xxx
(
26/05/2004 08:56)
Iza amintsika ireto no efa nahazo an ilay olona tena tiana tsy hoe ny sainy ihany no hitiavana azy fa ny vatany koa milay sy tiana.
répondu par atmos le 01/07/2004 21:44
2. ari.malala
(
26/05/2004 09:37)
Za, fa noho ny hetraketraky ny mpisompatra na koa tsy mbola anjaranay angamba dia rava na dia efa niaraka nandritra ny 3 taona aza izahay!
3. poupounesana
(
26/05/2004 10:45)
zà koa fa noho ny antony maro samihafa d ...zay eh! vita (telo taona koa zany tantara zany) nefa d tt était parfait sauf la fin!
5. booboo
(
26/05/2004 11:48)
zà koa dé 4 taona koa ny anay dé fa nilay hatr@ farany ! dé mpinamana akaiky zahay zao
8. donemaskit
(
26/05/2004 19:36)
rehefa hita izy dia karakaraina tsara... za koa aloha efa nahita e, sady tonga dia le milay !
13. poupounesana
(
27/05/2004 11:01)
ary reo zay efa nahita indray mandeha d nisaraka d nahita indray le tena tiany? efa nisy v?
14. samoina
(
27/05/2004 12:52)
poupounesana / za efa nahita indroamandeha fa mbola mitady. hihihi !
15. ari.malala
(
27/05/2004 13:03)
Hatramin'izao aloha dia mbola tokan-tena foana ny tenako ê! fa inona aloha ny anton'ilay fanontaniana ê!
16. yonikafopl
(
27/05/2004 15:42)
za efa saika tsy tokana fa nosetrasetrain'ny manodidina e! tamin'izy teo akaikiko dia tsy nisy tsara toa azy fa nony lasa izy hay tena ratsy sy tsy tiako maizina akory hi hi hi hi
20. lanto
(
28/05/2004 11:28)
hi hi tsy ratsy le tantaranjy ry yonika ! Izay izany le hoe "fa lasa ianao vao tsapako......" saingy mifanohitra @ le voalazan'ilay hira lé izy !