Ilay Tena Tiana
41. ari.malala
(
08/06/2004 10:10)
ko ra paolinina ny anarany tsy vavy v zany ê! r'i fijo koa anie manasaro piainaa ê!
42. nikopol
(
08/06/2004 10:21)
Za efa nahita Paoly vavy, Paola no tena izy : manja be an!
Eté iray ihany no niarahanay. Izay no nahatonga ny anarako hoe Nicop(a)ol(a), niko dia notohizako ny anarany.
Aorian'ity été ity asa raha ho tohizako ahoana indray ity anarako ty.
Niko.....
Fijo : olioly volo mitsiky? Toa misy iray ato amin'ny namana koa.

44. fyjl
(
15/06/2004 07:51)
1 - Sarotra ny mitia raha tsy tia anao ilay olona.
2 - Ratsy koa anefa ny manery tena mba hitia olona iray.
3 - Ilaina koa ny fahaizana maneho fitiavana.
4 - Tsy misy ny olona manana fitiavana 100% satria tsy misy tonga lafatra.
5 - Ilay tena Tiana zany dia ilay tia ary mahafeno ny fepetra kely indrindra ilain'ny tia azy. Ary kely dia kely ny lafiny tsapa fa maharatsy azy.
6 - Ao anatin'ny fitia mifamaly ihany no ahatsapan'ny mitia sy ny tiavina fa io ilay Tena Tiana

46. ari.malala
(
16/06/2004 12:13)
ie, marina io r'i fijo â, ianao nga mila tambiny reh efa tia? dia tambiny toy inona?
48. poupounesana
(
17/06/2004 16:17)
mandainga kosa alou zay hoe tia oll ka tsy mila tambin'zany fitiavana izany eh! io zany matetika alou d fitiavana ihany no tena tambiny fa ny an'ny sasany zavatra hafa. asa vola,etsetra2
50. atmos
(
01/07/2004 21:43)
Ny fitiavana koa ange ohatry ny voninkazo e, mety tsy tena lafatra izy @ voalohany, de refa avy eo lasa favy be.
51. atmos

52. atmos
(
01/07/2004 21:44)

53. atmos