olly sy oully
1. oully
(
24/05/2004 09:40)
Tsara ihany ny mampahafantatra antsika amin'ny fomba ofisialy fa nahazo ny sosie-ko aho. Zany hoe ara-pseudo fa sao mantsy hisy hanafangaro izahay roa.
Tsikaritro any ho any mantsy fa misy te hanome biz'oroka an'i olly dia zà no mahazo :) Na izany aza misaotra ihany eh !! hihihihi
Fa samihafa izahay roa an! Ny iray oully sans "u" na sans "jus" hozizy kitjo, na i olly tsisy ranony tsotr'izao e !!!!
Misaotra antsika hoy olly sy oully.

répondu par olly le 31/07/2004 04:53
5. hery
(
24/05/2004 12:51)
Dia izaho sy i rahery kou olona samihafa be na dia samy eto Italie sy mitovy taona aza... ny iray hery tsisy ra :)
sady samy misy ny sarinay ao dé samihafa zahay.

7. yonikafopl
(
24/05/2004 17:00)
dia izay izany e! dia mahaiza manavaka rankizy , ho an'izay te hisotro jus , sao dia mahazo ny tsisy ninn eo , ary ho an'ny vampire, tandremo sao ny efa tsisy ra no tsetsafina fa angamba ho loza ny hanjo azy. tapitra.
9. olly
(
24/05/2004 19:32)
mba hampitsiky ny tanjona tamin'iny fa azafady raha nahatafintohana anao.
10. fijo
(
24/05/2004 21:30)
ary mifanaraha tsara ary ianareo fa tsy hifaninana amin'ny fakana jus an.dia mifanomeza ra koa ry hery roalahy.
11. ikaretsaka
(
24/05/2004 22:10)
hm hm ... areheto aloha ny jiro misy tsy mazava... misy ramasy sy Ramaso koa aho fa mitandrema an
12. olly
(
25/05/2004 05:46)
ikaretsaka< le oula ngamba no misy tsy mazava ....rehefa madio saina ho ianao misy mandray vilana fona....
13. lanto
(
25/05/2004 05:50)
koa tsy raharaha be ve raha ry ....lly sy ry ...hery sy ry ramas... no tafaraka trano iray ! de maty tampoka ny jiro ! :D
Vazivazy fa ny an'ny sasany pseudo ihany :))

14. zokinifijo
(
25/05/2004 06:05)
misifandraisany v le olly sy oully ary rahery sy hery fa toa samy mahay milaza dhl nareo efatra ireo.
:-P
:-P
15. hery
(
25/05/2004 08:51)
Hitako nametra-pialana izany i olly... ilay tsy misy u
Raha izao no mitohy dia hametrapialana koa ilay hery tsy misy ra.
:)

16. samoina
(
25/05/2004 09:22)
Tsy tokony hiala izany kosany na dia misy tsy fifanarahan-tsaina sy hevitra aza e ! Tsy natao hitovy feeling dôldôly anie ny namana eto ary izay mihintsy aza no maha-manja ity serasera ity !
Ary na namana efa talohabe na vô tonga mitovy amiko rehefa tsy misy teny manafintohina teneniny. Ao ny tompon'andraikitra manao ny sivana raha ilaina izany . Efa mba samy mifankahay ny vazivazy hifanaovana eto angamba ka tokony mba samy ho tony tsara tsy hampiakatra tosi-drà sy hifampitoraka ...jus ! hihi. Tsikitsiky lava ranamana isany ô !

17. oully
(
25/05/2004 09:28)
oups!
Gaga be aho nahita ity hafatr'i Hery, dia sanatria ve noho izaho nanao ity lohahevitra mba natao hampitsiky sy hanazava ity no nampiala an'i olly ? Fa inona re no tsy nety tamin'io nolazaiko io eh?
Miverena akia ry olly an !!!!
ouinnn!!! oiunnn!!!!!

18. hery
(
25/05/2004 10:36)
Hihihi.
lazainareo fa sosie kosa ve izy kou. Raha zà kou alou no atao an'izany tonga dia miala e... saingy zà mou mba hiala ho aiza. :)

19. oully
(
25/05/2004 12:45)
hery> vakio ny soratan'i samoina "Efa mba samy mifankahay ny vazivazy hifanaovana eto angamba ka tokony mba samy ho tony tsara tsy hampiakatra tosi-drà sy hifampitoraka ...jus ! hihi. Tsikitsiky lava ranamana isany ô ! "
Sady i olly koa anie efa nanala be an'ah tary amin'ny lohahevitra hafa tary eh !!!!!!
Na izany aza ho'ah "tsiky dia ampy".
Miverena akia sosie an !!! :)

20. kitjo
(
25/05/2004 16:04)
kay le
tena za ange no namorona an le "sans jus" fa tena za zany no diso le
nefa i Olly ange ka nifananihany tamiko t@ io fa toa tsy nisy olana
Hazavaiko ny nahatonga anah niteny an'io ary e:
le oe "sans u" d vakio @ teny frantsay ange e, d nananihany fts aho oe ra le olona tsy mahay miteny fa mi j j j reny d oe "sans jus" nentiko nananihaniana le izy fa tena aza fady @ Olly na tsy ato tsn aza izy,
Fa ny marina aloha tsika samy namana ato toa efa mifankazatra aby tokony mba ho nifampiresaka kosa aloha e
Oe taiza ho aiza ny olana fa ra le "sans jus" vao niditra tato i Olly no tao, ary i Oully sy Olly koa toa miresaka tsara iany fa d tsy haiko oe inona le olana fa tokony nisy fifanazavana kosa aloha e
Inoako ngamba fa tsy nandao ny namana i Olly fa mety niova ps fts,
AMEN!!!!!!!
Fa miala tsiny ra le "sans jus" nahatonga azy an, d miala tsiny @ Oully sy Hery koa fa toa nanimba zavatra le izy