olly sy oully

41. fafah ( 08/06/2004 13:39)
marina ny anjy fijo, tandremo ndry ary manjavona koa fa tonga kou za de mitady solon-dry a!
42. oully ( 08/06/2004 14:00)
fijo> fafah> ntsôôô, reto nareo roa kely marina, sô ka miara-milentika any aza an
43. kitjo ( 08/06/2004 14:29)
aoka reeee
44. 2689 ( 09/06/2004 14:57)
Bye bye love aholo.
Avoir été un membre de serasera a été un honneur et un plaisir, vous avez tous été formidables. Maintenant, il est temps pour moi de vous quitter pour un monde meilleur.

J'espère que mon passage sur la vie de ce site a été aussi bénéfique pour moi que pour vous autres.

45. olly ( 11/06/2004 08:15)
46. olly ( 11/06/2004 08:19)
resaka tsy fifankazahoan-kevitra zany le felana e!nisy zavatra somary hafahafa tsapa teo dia izay no anton'iny fa tsy koi zany e,mbola ato ihany i olly ka !
47. samoina ( 11/06/2004 08:26)
2689 / le meilleur des meilleurs ny ato anie ! Manaja ny safidinao na izany aza e !
olly / tsy velona tao angà ny fiara e ! misy namana mpitsabo daba danz be ato fa aza mihafahafa e ! hihi
48. olly ( 11/06/2004 08:35)
samoina :) sotra fona e na dia izay ftsn aza !
49. kitjo ( 11/06/2004 11:43)
olly> tongasoa ndray ndry e
d alamino dol ze zvt tsy nahafaly anjy fa sao njy malahelo

d mahafinaritra refa tsy tezitra e
tsiky dia ampy!
50. hery ( 11/06/2004 13:05)
olly le retour en force :)

Tonga soa indray olly. Vita ny examen? hihihi.
Zah mantsy absent kely fa manao examen dia hozy zah hoe nanao examen kou angamba i olly.

2689> tena fanampiana goavana ny fisianareo teto amin'ny namana. Dia bonne continuation e.
51. oully ( 11/06/2004 16:04)
2689> toa nilatsaham-baratra aho nahita ity "taratasim-pialàlanao"! :)aza manao an'izany fa tsidiho ihany ny ato na dé in-1 mandeha isam-bolana aza eh! zà kou aza hiala fa hitsidika in-1 mandeha isam-droa volana :)

olly> faly be zà nahita anjy! wé wé tonga soa dé bizz bé mihitsy. Mifandimby ato isika roa eh !!!!!!!
52. olly ( 11/06/2004 16:37)
misaotra anareo e!
oully < aza miala zan kou njy fa manjary sara-kambana ndray za ka !hihihi le teo aza efa tsy fidiny :)
53. fafah ( 30/06/2004 06:16)
hahahaha inn dôly zany!!

olly ve tonga de hande ndray i 2689, aza manao an'izany oa!

biz olly, aiza ny voan-dalana. nandeha taiza kosa alou njy e! tena nampivadim-po ny be sy maro!
54. fijo ( 30/06/2004 23:14)
olly/oully.fanina tanteraka izahay le.iza no iza?
55. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:50)
Presentation tokoa aloha ka
56. booboo ( 01/07/2004 08:14)
izy no olly dé izy no oully
57. oully ( 01/07/2004 09:53)
oully dé zà no izy, ary efa toerana maromaro ihany izay nanaovako prezôtasiô izay. Ary aza mody fanina eo nareo an! manjary fanina kou mantsy zà hoe zà ve io sa tsia? :)

i olly indray dé izy no izy. Vevavy izy dé zà kou ...
Dé in kou re no holazaina eh ???
58. olly ( 01/07/2004 11:13)
mmmm zaraiko loupe tsirairay eo nareo an ! ihiihih
59. olly ( 31/07/2004 02:21)
mmm lasa ihany ny fisainako hoe sao dia mba afangaron'ny sasany marina tokoa ary ny momba anay sy i oully ka dia miala tsiny aminareo fa hiverenako eto inray ity resaka ity :
présentation no nde hataoko eto ary (tsy dia tiako loatra fa tsy maninn aleo hatao ihany fa mandreraka be le kôzy sasany any )
sady efa nisy koa any fa tsy mbola ampy ny sasany angamba dia hamafisiko inray eto :
olly , mbola mpianatra , Mbola tsy manambady na niteraka ary mbola mipetraka amin'ny rar....
voavakiko koa any amin'ny pejy hafa any fa ny an'i oully misy antony manokana aminy ny anton'io pseudo ny io , ny ahy indray dia avy amin'ny deuxième prénom ko no nafohezina ...

vahaolana tsapako angb raha mbola mitohy izao dia ny fanovana ny pseudo ato , fa ny olona mitondra azy ftsn no tsy miova :wink:
(zany hoe tjrs la même! ) , na koa hoe samy mifankahita mivantana eo aby dia tsy ho fanina intsony ianareo namana avy eo :?: :P

60. olly ( 31/07/2004 04:10)
tsy hiodikodin-dresaka aho fa aleo dia hazavaiko eto ny antony mbola hanindriako eto ity resaka ity .
finamanana moa no tadiavina ato amin\'ity tranok\'ala ity , amin\'ny maha-aty an-tany lavitra ny tena dia zara aza misy izao occasion toa izao hinamanana amin\'ny gasy mitovy amin\'ny tena fa tratry ny atao hoe irery an-tany lavitra dia ato no mba oh hahatsapana fa oh ny any an-taninao ihany ny mitafatafa eto ..
ny fandraisana anjara teto hatramin\'izao dia purement tsiky sy manala azy ... mahagaga ihany anefa sady mampalahelo ny fomba fanitatry ny sasany resaka eto (notamment amin\'ny mombamomba, izay descriver-na à tort et à travers , )
raha ny personnalité ko mivanitiké lava ato no anton\'izany fanenjehina tsy marim-pototra rehetra izany dia hoy aho foana hoe tsy maintsy aoriako foana wa izay manenjika .
fantatro ny mbola sincérité ko teto hatramin\'izao , izaho andavanandro no mbola izaho tato , ka ho an\'ireo izay nametraka thèmes hafahafa any ambadika any , lasa hitatra lava be ftsn izay hataonareo eo fa raha ny marina mijanona ho hitatra ihany ireny .
raha tsy ampy ny porofo majinijinika ato amin\'izany , angb tsy misy intsony afa-tsy ny fifankahitana mivantana sy fifankafantarana no entiko hilazana azy fa enjika avokoa ireny ...
\"tsiky dia ampy \".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.191