olly sy oully

21. oully ( 25/05/2004 18:13)
hihihihi mer'si kitjo tena namana :-*
22. yonikafopl ( 25/05/2004 21:05)
raha izaho manokana aloha tsy tokony hahatezitra sy hampiala tsy ho namana akory ny vazivazy hifanaovana ato e! ary tsy isika no miady fa le hevitra no ampiadiana mba hahitana fahafinaretana sy hampitsikitsiky e!
Aoka mba tsy ho tezi-dresaka kosa e!
olly a! miverena e! na dia @ ps vaovao aza e! miandry anjy ny namana e!
23. kitjo ( 26/05/2004 03:04)
oully> ko toa oh nivadika le hevitra koooo

aiza izy izay? no tsy hita eto intsony? ozy le hira zya
Inoako nefa fa tsy lasa lavitra fa mbola namana hatrany
24. jhouhlambout ( 26/05/2004 07:18)
:-)
25. 2689 ( 26/05/2004 13:51)
Tsy tezitra izany i olly fa mba manao blague koa izy mody miala io.
26. fafah ( 26/05/2004 14:35)
loza kou r'reto a! tena misy sosie maromaro za ao am namana! raha sendra misy hafatra diso adressy ry fafan sy fafa sy fah de alefaso aty amiko fotsiny a! biz e!
fa tandremo miala hotran'i olly a!
27. oully ( 27/05/2004 12:31)
zistoara!! zistoara!!
28. ikaretsaka ( 27/05/2004 20:41)
hmmm hmmmm ho an'ireo be sozie ary
29. hery ( 27/05/2004 22:39)
Ok , aok'izay ny Paul Emick. Tsy resaka an'io no nialan'i olly (tamin'ny maha olly azy) fa zavatra hafa mihitsy. Mampita ny hafatra avy any aminy fotsiny aho.
I olly no niala fa hatramin'izay nialan'i olly izay dia efa be dia be no niditra... dia heverinareo fa hoe tsy amin'ireny ve izy? :)
Jereo tsikelikely ny /iza: dia fantaro hoe iza amin'ireo i olly
30. fijo ( 27/05/2004 23:37)
ka ny ahy i olly ihany no tiako e.za tsy hanaiky fa bediko ianareo rehetra.ary ho tezitra kley aho raha izany.nefa haninona moa tsy hitsiky ihany e.sady manidy vazana
31. xxx ( 28/05/2004 07:51)
Tantara indray miseho iny zany kou! ary lé olly misy ranony angaha tsy tian'i fijo eh
32. fafah ( 01/06/2004 10:33)
tafita dôly kosa angamlba ny hafatra tiana hampitaina e! anarana tanim-bonajo hoy ny fitenena. de aza malahelo fijo fa manaova hoatran'i hery e! minoa fa misy ny réincarnation hono!
33. fijo ( 02/06/2004 01:06)
an,dia hiandry izany ve.raha ela kosa tsy hijanona aho fa haka hafa ka
34. kitjo ( 03/06/2004 10:41)
manao santazy an
35. fafah ( 03/06/2004 12:14)
za kia fijo alaina, za né manja be e! hihihi
36. methode ( 05/06/2004 16:07)
Hatramin'izao aloha methode toa mbola iray ihany e!! Mbola tsisy zanany sady mbola tsisy vadiny! Hihihihi! Sady toa tsy tian'ny olona koa le izy ko! Hihihi!
37. ralay ( 06/06/2004 04:50)
Ary maninona aza aho tsy mba manana izany sosie zany ka mba antsoina hoe lay tsy misy ra :) nefa toa maty ny ol raha tsy misy ra fa io no mampitempo ny fo sa tsy izany mou? Nefa i hery tsy misy ra fa velona ihany sady manana sosie misy ra?Mba valio hoe izay mahalala ny antony isika.
38. oully ( 07/06/2004 15:47)
tsy nisy nahalala zany matoa tsy nisy namaly ralay :)
39. xxx ( 07/06/2004 17:14)
Ralay mety tsy misy mpitia ilay "lay" tsy mampitempo ny fo intsony fa manjary mampalailay raha tsy misy ra. lay = poils des orties, poil de chenilles. na ny dikany fontsiny aza efa ...
40. fijo ( 07/06/2004 21:25)
marina izany ralay fa aleo ihany toa io,fa ny tratran'ny laimpary tary anaty fary tary aza lora ko.
fafah>tsy olana fa dia ianao indray izany no alaina ko.isika ve hiandry izay tsy hita eo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2556