sex with an ex

1. xxx ( 06/04/2004 04:50)
what s your opinion ?
répondu par fijo le 01/07/2004 21:42
2. xxx ( 06/04/2004 10:40)
olona tena pouriture izay sahy manao izany , ne compté pa sur moi hein !! pr faire des n'importe koi come sa ! nefa matetika mbola tia azyy ianao dia voatatrika fotsiny
aza omena tsiny eh!!!
3. jhouhlambout ( 06/04/2004 12:28)
why not?
4. ikaretsaka ( 06/04/2004 13:13)
why not tokoa?
5. donemaskit ( 06/04/2004 13:18)
tsisy probilema raha tsy mandratra olon-kafa
6. tequila ( 06/04/2004 13:33)
Hanalana andro ve zany moa no tena fanontanianao e?
7. ikaretsaka ( 06/04/2004 17:39)
raha ohatra hoe tsy samy manana vadiny fa samy single dia hoe tsy hamotika tokatrano na fifankatiavan'olona dia riketo
8. yonikafopl ( 06/04/2004 17:46)
Miombon-kevitra @ ramaso sy ikaretsaka aho.nefa tsarovy fa hifanimba ianareo raha toa ka fitiavan-javatra fotsiny fa ilay tena fitiavana tsy eo intsony.
9. jhouhlambout ( 06/04/2004 19:43)
zay hoa
10. ikaretsaka ( 06/04/2004 20:05)
matoa nankany fia misy fitiavana eo
11. fijo ( 06/04/2004 20:35)
tsy olana io ka rehefa tsy tratra dia ok
12. jhouhlambout ( 06/04/2004 21:11)
13. ikaretsaka ( 06/04/2004 21:29)
marian iio
14. brsch ( 06/04/2004 23:02)
k'inona moa ny olana raha samy d'accord izy roa! mbola misy izay tavela matoa ...nareo ve raha tsisy zay tavela de mbola hanaiky ho tsouk-tsouk-oiny eo?
15. ikaretsaka ( 07/04/2004 01:59)
zay ndrindra manko
16. six ( 07/04/2004 06:09)
zany an!
17. ralanz ( 07/04/2004 10:27)
tsy lasa
18. hendry ( 07/04/2004 10:47)
fa ngah dia efa voabaikon´ny sex fotsiny e?
19. jhouhlambout ( 07/04/2004 11:01)
Rehefa tsy mahita hatao
20. fijo ( 07/04/2004 22:36)
ka rehefa mifanena koa ange misy sintona mahery izay indraindray e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1482