sex with an ex
44. xxx
(
20/04/2004 06:43)
za ry zareo de miala tsiny fa raha ex efa nilazako hoe vita izay ny antsika ka indrindra moa raha izahay roa efa samy manana vaovao nefa rasipa mbola mitonantonana any amiko any ,de tena tifiriko ry reto a ,indrindra moa fa ataovy amin ile moment mahamambamaba ahy iny tsara fa ataoko manonofy kely ny fitifirako azy taloha mihitsy .
46. mimita
(
22/04/2004 19:11)
ny anareo bandy v mou tys sex fona sty manavaka na ex io na in fa refa misy hanaovana le plaisir d zay!aza mba manao anzany fa le sipa fotsiny no simba nefa adalanle sipa ko ra manaiky izy ko!
50. yonikafopl
(
19/05/2004 14:43)
fa indraindray anie misy hery tsy hainao toherina izany rehefa mifankahita tampoka @ ilay ex e! indrindra raha tsy nisy fisarahana saingy noho ny toerana nifanalavitra dia samy nanana ny fiainany avy eo satria tsy afaka nifanerasera intsony, dia rehefa mifankahita avy eo, dia raikitra .Na dia efa samy fantatra izao aza fa samy efa manana, betsaka ny toy izany ka
51. fijo
(
19/05/2004 20:28)
io voalaza io dia marina tokoa ary tsy voatohitra io rehefa tonga amin'ilay fotoana.
54. yonikafopl
(
21/05/2004 17:29)
fijo hi hi hi za tsy menatsa na dia hisy hilaza hoe biby aza kou hi hi hi hi fa tsy ex tsony izy avy eo ka
55. poupounesana
(
21/05/2004 17:43)
d matahora aloha nareo zay manana vady b ex zany koa!na ento any @ pole sud na pole nord izy!any sura fa tsy d hifanena ry zareo
56. yonikafopl
(
21/05/2004 18:18)
poupounesana hi hi hi hi izay mihintsy, ka raha tsy mahavoa ilay eo ka sendra ilay ex indray dia zayyyyyyyyyyyyyyyyyy, vita matavy