sex with an ex

21. ikaretsaka ( 08/04/2004 01:39)
marian io indraindray an
22. joda ( 08/04/2004 07:16)
tsy misy mahay mandeha ohatra ny akoho hono fa rehefa eny ambony sahafa....anareo ny tohiny
23. tequila ( 08/04/2004 07:25)
dia aza mankeo ambony sahafa e
24. jhouhlambout ( 08/04/2004 09:30)
Satria, rehefa mandraraka rano @ vera dia atao eo ambany ny vera fa tsy eo ambony....
25. angie ( 08/04/2004 15:33)
Ohatry lasa be idée ratsy eto @ namana izany fa mila mitandrina. Ny tsara raisina ry zareo marina e. aza simbaina @zay plaisir kely pour une heure ny fiainana. Ia koa io tsy sa milaza anarana io e.
26. fijo ( 08/04/2004 23:24)
ka ilay adiny iray anie tsy tantaraina any an trano e.
27. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:31)
Sady aza hadino fa compte à rebours ny fiainantsika, zay tsy nataonao omaly efa very mandrakizay...sns... Ka aleo miaina ny fiainana à 100% toy izay miandry ny compte à rebours ho vita vao may ny endim-boanjo!!!
28. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:04)
zay mantsy hoa
29. xxx ( 10/04/2004 09:25)
raha amiko aloha de olona mpivavaka aho e .tsy hanao sex zany na amin iza na amin iza exako aho .
30. ralanz ( 12/04/2004 07:57)
tsy de misy resaka idiran ny maha mpivavaka anao rehefa taitra ny .......
31. fijo ( 13/04/2004 21:50)
marina ralanz fa ny vavaka hafa ny miohoka ao koa hafa
32. ralanz ( 14/04/2004 00:55)
iny ndray no tsy hitako ,hahahahha
33. fijo ( 14/04/2004 20:40)
samy miohoka ihany fa ny iray ahazahoana tsirony ka
34. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:28)
hahahaha
35. jeanbob ( 15/04/2004 19:12)
Les sexes sont des appareils génitaux mais non pas des appareils de plaisirs. Même les animaux n'en servent qu'aux besoins.

'l faut bien comprendre l'utilité : et cela blesse l'une et l'autre. Et soit honnêtte dans la vie.

Aza misy miala eo anh !
36. fijo ( 15/04/2004 20:57)
dia aza hampiasaina ny anao raha tsy efa tokony hiteraka e.
37. ikaretsaka ( 15/04/2004 23:56)
zay manko
38. fijo ( 16/04/2004 22:41)
fa izahay aza rarana amin'ny hanay
39. hendry ( 17/04/2004 12:17)
anareo marina tokoa, ampiasao @ zay tianareo ampiasaina azy na with an ex na with an bisex na with an homosex etc.
40. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:18)
ferana ihany ka.. raha ferrari tsy handeha lalantany ohatra dia raha landrover dia mandeha 300 a l'heure..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3475