Identité culturelle

1. ralipo ( 27/03/2004 14:52)
Vokatr'ireo kolo-tsaina maro hita sy re dia misy fiantraikany @ fomba fisainana sy fitafy io "lamaody" hoy ny mpiangaly azy, Tena manakona ny maha izy zay ny olona anefa io?
répondu par fijo le 16/04/2004 23:57
2. jhouhlambout ( 27/03/2004 17:34)
Ka izay no maha izy azy: Manao copie!!!
3. nananie ( 27/03/2004 10:38)
Marina ny an'i Ralipo fa in aza no azo atao hiadina @ zay e?Tsy hitako kou!
4. xxx ( 27/03/2004 12:21)
Ny fahitako azy zao dia misy fiatraikany be any amin olona hoe manao zavatra tsara ianao"lamaody"lazainao io anie ka be mpitia,fa rehefa samy manao sy milay indray no tafaraka milay ny ambience,za aloha tsy mpanejika fa izay reveko no vidiko dia tsy aiko hoe miatraika any am saiko ve zany am fomba fijerinao sa ianao no diso fijery?
5. fijo ( 31/03/2004 22:48)
amiko ny lamaody dia tsy misy fiantraikany amiko,fa rehefa faly aho na tsy lamaody intsony aza iny anaovako foana
6. ralipo ( 02/04/2004 23:26)
jiol>Raha copier coller de tsara satria misy tavela le fototra fa raha couper coller notena gravy.
nananie> Miankina betsaka @ fifehezanao ny maha-ianao anao io manoloana ny manodidina anao tandremana fotsiny tsy ho "ridicule".
Oh: Mitafy lamba nefa hijery Aérosmith, manao mini nefa ho any am-piangonana.
x> Zay mihintsy ny tanjon'ny "créateur de mode" ra x
1-manintona hijery
2-manintona hividy
Ka io no tokony ho trandrahana raha te hampiseho ny maha-izy ny tena satria hitanao mihintsy ny "point faible" ny manodidina anao.
fijo> Ingahy aloha dia bandy tso-piaina mihintsy an! Milay ka.
7. xxx ( 08/04/2004 12:17)
Raha eny Isotry ve ianao ohatra no Hanao volamena be eny am tenda tsy hanefa hatramny ainao?,fa raha am ny toerana tokony "Misy Azy" anefa ianao no manao izany lasa sady faly no finaritra,ka izay no tiako lazaina hoe io rehefa samy manao dia milay,(olona mitovitovy no tokony hiaraka)
Ny vidiny indray arakarak io rehefa tsara ka sahinao ve no mividy azy na lafo be aza inona moa ny olana rehefa manana hividianana ianao.
8. hendry ( 08/04/2004 14:01)
xxx>"olona mitovitovy no tokony hiaraka" inona ny idiran´ny identité culturelle @ zany?
Raha azoko tsara zany ny tian´i ralipo lazaina ery @ voalohany dia hoe ny fanarahana lamaody na ny fomba fitafy @ ankapobeny dia kolontsaina? Tsy fantatro.
Ny tiako ambara: tsy miombon-
kevitra @ ralipo aho @ ilay hoe manafina ny maha izy azy ny olona io. Au contraire aza hoy aho, maneho ny maha-izy azy ny olona ny fitafiny na manara-damaody izy na tsia. Ary na misy olona maromaro manara-damaody aza tsy voatery hitovy foana ny fomba fanehoany ilay lamaodiny.
9. ralipo ( 08/04/2004 20:13)
x> Eny tokoa ho a tsy azoko tsara ny tiana hambara.

hendry> Zay mihintsy ry hendry a! saro-tadiavina io "identité culturelle" ary sarotra ny mitsara ivelany olona ka izay no tiako lazaina satria io mitsara ivelany io dia zava-misy, ary lalindalina kokoa ampifandraisiko @ famalin'i xx tokony araraotina ny lamaody hanehoana sy hanintonana ny mpitazana ka hatonga azy hanadihady io lamaody io ampisahoana ny maha izy azy ny tena
10. fijo ( 08/04/2004 22:45)
za manokana dia tsy manaraka an'io,fa tsy hitako koa aloha ny antony hanenjehana izay manaraka raha toa ka harany ilay izy e.za ohatra dia indray mandeha isaky ny roa taona no mividy tennis,ka rehefa mividy aho dia izay mafy no vidiako,na lamaody iny na tsia.
11. xxx ( 16/04/2004 08:51)
Le lohateny tsy dia manana hambara firy aho fa ilay kiana sy ilay tsy fitiavana no tiako lazaina amn io.
Rehefa samy manao dia tsy misy mpanankiana,fa raha mbola misy tsy manao dia tsy maintsy misy hanankiana.ka tsy aleo ve izay mitovy fitiavana ihany no miaraka dia milay foana ny fiarahana na manao na tsia.
12. fijo ( 16/04/2004 23:57)
izay koa aloha tsara e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5493