sexy girl
1. lema
(
24/03/2004 14:27)
nareo ve mba tia manao sexy rehefa mampiaraka dé tsy mikozy vé le bandy hoe mba manaja tena e!!!
répondu par fijo le 21/04/2004 22:48
4. ikaretsaka
(
25/03/2004 09:37)
aleo kosa i lema miresatseksa toy izay misy miresaka vopno olona na terrotisme ato e
5. fijo
(
25/03/2004 10:39)
voaharo mafy i lema izany ka dia ekena ny resany.
dia miandry ny valintenin'ny sipa izany izao e.
dia miandry ny valintenin'ny sipa izany izao e.
6. ikaretsaka
(
25/03/2004 13:33)
aleoko aloha mahita-dralima manontany resatseksa toty izay hoe resaka fanamboarana baomba na trafika ana basy na drogue e
7. mity
(
25/03/2004 09:15)
Na tsy mampiaraka aza tsara ihany ny mijery sipa manao sexy kanh, rehefa hoe tsy fohy loatra fotsiny ny ambany na ny ambony.
8. mity
(
25/03/2004 09:19)
Na tsy mampiaraka aza tsara ihany ny mijery sipa manao sexy kanh, rehefa hoe tsy fohy loatra fotsiny ny ambany na ny ambony.
9. nananie
(
25/03/2004 10:29)
Fa in anefa ny dikan'le we sexy e? Rehefa manao jupe fohy ve , sa rehefa manao décolté ve sa aôn?Misy mantsy bandy mahita sipa manao string misy aingony kely mipotra avy ao aoriana dia efa an! nefa patalou matevina sy t-shirt tsy transparent na moulant no anaovany.
13. lema
(
25/03/2004 15:39)
hery:ra-hery a! resaka fiakanjona io resahiko io fa tsy resaka sexe.sa ahona ny fahazoanao zany sexy zany?
14. lema
(
25/03/2004 15:41)
le sexy tiako ho resahina eto dé hoe manao jupe fohy ,manao akanjo manifinify,manao ambony mampiseho tratra..........efa mba kopy angamba nareo hoe inn lé izy
15. ralipo
(
25/03/2004 18:01)
Vhv:
An-trano vady manohana
An-dalana ravaky ny arabe
Ze tiana mitombo tarehy ary ze manao Sexy mitombo vatana satria mitodika daholo ny bandy mandalo.
A condition hoe mahay mihaingo aloha le sipa fa tsy manao haigon'adala tsy mifanentana @ bikany.

16. fijo
(
26/03/2004 09:52)
tsy midika inona loatra amiko ny akanjo fa ny ahy rehefa mahafinaritra ny miaona aminy dia ok izay.
18. kitjo
(
26/03/2004 20:40)
refa mahay manao za mifanentana @ poziny d zay kosa ko,
k le foniny ange misy samy manana ny tiany e,misy le mpanao akanjona mpi-rap reny ohatra le golobaka b, misy le hard....,misy sexy arak le lazain lema
le sexy nefa tsy voatery oe fohy fa mety oe moulant....,manify....
ralipo>ra miherika dol ny mpandaloo v znay no tsara?? sao d arahin zalah mora2 eo ko nefa refa dila kely ralipo fa tanjemo iany