Iza no mahay?
1. jhouhlambout
(
19/03/2004 19:56)
Nareo ve mba mahay milalao chiffre?(fa tsy PMU akory a!)
ohatra:
1 x 8 + 1 = 9
12 x 8 + 2 = 98
123 x 8 + 3 = 987
1234 x 8 + 4 = 9876
12345 x 8 + 5 = 98765
123456 x 8 + 6 = 987654
1234567 x 8 + 7 = 9876543
12345678 x 8 + 8 = 98765432
123456789 x 8 + 9 = 987654321
ohatra:
1 x 8 + 1 = 9
12 x 8 + 2 = 98
123 x 8 + 3 = 987
1234 x 8 + 4 = 9876
12345 x 8 + 5 = 98765
123456 x 8 + 6 = 987654
1234567 x 8 + 7 = 9876543
12345678 x 8 + 8 = 98765432
123456789 x 8 + 9 = 987654321
répondu par jhouhlambout le 12/04/2004 10:49
11. kitjo
(
23/03/2004 09:51)
k niainga t@saina no nanaovana solosaina sy ny fiasany ko
tokony oe fanitarantsaina moa znay fa tsy solosaina e,
tokony oe fanitarantsaina moa znay fa tsy solosaina e,
14. kitjo
(
23/03/2004 14:54)
tena misy mifamadika dol ny valindresaka ato fa tokony alamin tompon'andraikitra fa teo tsy niome mitsy
16. nananie
(
26/03/2004 14:34)
O ry reto a! zany solosaina zany ve tsy hitanareo we tsy mety? Pitchou niteny an'le izy dia lasa ôtran'ny we tsy misy anie zany le saina e! Satria soloin'le zvtr.
