Hira misy tonony
1. ikaretsaka
(
16/03/2004 14:25)
Miresaka ilay Grands classik ihany isika , fa tsy misy hevitra ve ny hampiarahana ireo hira sasany ato ohatra hoe ireo lazaina fa classique (classiques =ireo be mpahafantatra sy mpahay fa tsy ilay ba-kira ndry mozart akory) hoe asiana notes? tsy voatery heo taindalitra be fa resaka Do re mi karazana solfa tsotsotra ohatra.. asa izay mazoto amintsika mozisianina ireto? ry hery sy ny gitarany, MR fijo.. ry lanto?
répondu par fijo le 15/06/2004 22:59
8. pmirajl
(
11/04/2004 19:40)
Manahoana aloha e!
Ny ahy dia mba saika hanontany aho hoe iza aminareo no manana ny tonon'ny hiran'i RR Majunga, ny lohateniny "Fanantenana"
Misaotra dieny mialoha
Ny ahy dia mba saika hanontany aho hoe iza aminareo no manana ny tonon'ny hiran'i RR Majunga, ny lohateniny "Fanantenana"
Misaotra dieny mialoha
10. ikaretsaka
(
18/04/2004 04:02)
fa nareo ary ahoana? tsy mivoaka afa tsy tempo gaigy? RR majunga koa tsy fantatra?
12. kitjo
(
15/06/2004 18:02)
RR majunga, za aloha mba mahalala satria manana hirany fa tsy haiko oe iza ry zareo e,
mihaino fts aho,
mihaino fts aho,
