le sortie atsy ho atsy
1. aladin
(
01/03/2004 15:26)
Izao e! efa narosoko ihany iti soso-kevitra ity.Ndeha mba hanao fitsangatsanganana indray isika ato ho ato.de ohatra hoe samy milaza izay hevitra sy toerana hitany fa mety.de ze marimaritra hiraisana no atao e! ary aza atao resaka manidina fotsiny an!Tsy haiko ko moa hoe iza le tena mikarakara azy matotra e!
'zay
'zay
répondu par aladin le 23/03/2004 18:44
5. maseik
(
18/03/2004 17:06)
Tena mety le hevitra fa andao ho masahina dieny zao.Ra ny hevitro aloha de miaraka manao sortie mivoaka ny tanana na mi-engagé boite dia atao apre midi no manala azy ao daholo sa...?Hevitra atsipy
6. angie
(
22/03/2004 20:56)
Mninona raha atao aty Itali dia mba mijery an'i Papa daholo e?? Hahahahahhahahahahah Vazy2 fa tena tsara ilay hevitrareo ary malahelo mafy aho tsy mba ho afaka @ izany
7. aladin
(
23/03/2004 18:44)
mba sady manao vacances aty dago ry angie a!
de le hevitra anie ry maseik tsara fôna e! fa le fikatreana azy sisa no ilaina de miandry anareo fa nyè fotoana mande ihany kou.
de le hevitra anie ry maseik tsara fôna e! fa le fikatreana azy sisa no ilaina de miandry anareo fa nyè fotoana mande ihany kou.
