Ny farim-piainana sy ny fitiavana
1. rapah
(
25/02/2004 13:44)
Maninona kay ny olona @ankapobeny no mijery farimpihainana aloha vao mitia .?
moa ve mitsinjo ny hoaviny izy ?.
moa ve mitsinjo ny hoaviny izy ?.
répondu par niainaj le 01/07/2004 12:48
2. hendry
(
25/02/2004 14:00)
Voalazanao. Ny olona @ ankapobeny dia te hisondrotra hatrany eo @ fianana fa tsisy te hijanona @ misy azy na hihemotra. Antony iray zany mahatonga ny olona tsy hametraka ilay fitiavana ho lohalaharana ntsony fa lasa mahaliana kokoa ny hoe manana antom-pivelomana tsara ve ilay olona, afaka hifanampy @ fiainana ve fa tsy hifandany na hifampitondra midina sy ny sisa. Toetra hitako no normal ihany io, indrindra ho an´ny olona zay tsy mbola mahatsiaro ny tenany ho manana ny ampy.
Tsy midika nefa zany fa ny olona rehetra manao an´zany daholo, mbola misy ihany ny mametraka ny fitiavana ho priorité ary tsy miraharaha zay fari-pananan´ny olona hotiaviny any.
Tsy midika nefa zany fa ny olona rehetra manao an´zany daholo, mbola misy ihany ny mametraka ny fitiavana ho priorité ary tsy miraharaha zay fari-pananan´ny olona hotiaviny any.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 26/02/2004 02:00
3. hery
(
25/02/2004 18:58)
Tena aleo mihitsy ny oul hijery ny farim-piainana tsy amin'izao fotoana izao ihany fa ny ho avy (5, 10, 20 taonas) raha ohatra ka tena matotra ilay fitiavana. Fototra iray mahatonga korontana ao amin'ny fanambadiana io tsy fahampiana io ka rehefa tsy vonona amin'izany dia aleo mijery izay tena mifandanja tsara amin'ny tena.
Hevitra iray ihany koa. Aleo hilamina tsara sy hitombona tsara aloha ny fari-piainana vao miroso lalilndalina na dia efa mifankatia aza.
Hevitra iray ihany koa. Aleo hilamina tsara sy hitombona tsara aloha ny fari-piainana vao miroso lalilndalina na dia efa mifankatia aza.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hery le 26/02/2004 06:58
4. fijo
(
26/02/2004 09:25)
io voalazan'i hery farany io no naika nolazaiko koa,satria dia io no mitondra ny rehetra ao aoriana kely ao.ary ity koa.mba izay mitovitovy faripahaizana amin'ny tena alaina,fa tena manahirana avy eo,na ny miresaka fotsiny aza ao an trano.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 26/02/2004 09:25
5. voahary
(
26/02/2004 17:12)
zah zao mahita bandy namako mpiara-miasa amiko, ingenieur izy fny vadiny nefa toa ohatrany hoe tsy manana bacc fa niteraka ry zareo dia sady nasainy niantra ramatoa ary efa hanana licence en droit zao ramatoa atsy ho atsy, nanampy azy izy izany eh dia rah io lafiny io dia tsy voatery ho marina ny an'i fijo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 26/02/2004 17:12
6. six
(
26/02/2004 19:54)
tsy le fari-pahaizana anie e, le fari-piainana, misy oul donto be nefa manankarena, d ahoana? d enao na manana bacc+5 aza tsy raharahiany, izay le izy!!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 26/02/2004 19:54
7. fijo
(
26/02/2004 19:47)
raha nampiana izy ka nety nianatra dia mitovy izany ny faripahaizana izao ka.fa raha toa io voalazan'i six io no tiako lazaina.donto be nefa ianao mba nianatra tena loza.minoa ahy ianao.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 27/02/2004 07:47
8. ccool
(
27/02/2004 20:15)
en general misy ny manao an'zany fa tsy ny rehetra,mijery ny mba mety hahavonjy sy hamita ny sitrapony kely madinidinika ngambany ,fa misy kou ny oul miaraka alou d avy eo mahita ny fari-piainany d tsy raikitra tampoka,...grave ihany ny heriny io vola io raha tena dinihina an,..fa aza kivy @ zany fa tsy maintsy misy fona ny tena tia tsotra zao e,.....
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ccool le 27/02/2004 20:15
9. sara
(
27/02/2004 09:44)
Ny harena azo tadiavina, nefa ny fitiavana koa voavidin'ny vola matetika dia ahoana hoy ianareo?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/sara le 27/02/2004 21:44
10. ikaretsaka
(
27/02/2004 17:56)
toatran'olombelona io e.. na inona na inona.. jerena aloha ny but vao mitifitra.. tsy misy mibala tsy ankijery iznay na mamily volant tsy mijerylalana!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 28/02/2004 05:56
11. fijo
(
28/02/2004 20:14)
marina be io voalazan'i karetsaka io.afa tsy ireo cas vitsy izay tena hoe jamban'ny fitiavana,dia misy zavatra maro no miditra ao anatin'ilay resaka
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 28/02/2004 08:14
13. vindy
(
01/03/2004 16:29)
mijery dessin animé be lôtra.mahita we la belle et la bête ohatra. ny iray prince de ny ray princesse. ilay princesse zany mitady prince charmant fôna e, zay ane no mahatonga an'ny bandy misandika indraindray e. zah akia zanaka milliaradaire ah... sns e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vindy le 02/03/2004 04:29
14. fijo
(
02/03/2004 12:03)
vao miteny hoe izaho zanaka dia hialao fa gravy be.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 02/03/2004 12:03
15. voahary
(
02/03/2004 14:05)
matetika koa ilay securité eo @ fiainana eo @ lafiny ara-bola indrindra2 no tena mibahana fa ny fitiavana ery @ 2eme rang no misy azy...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 03/03/2004 02:05
16. fijo
(
03/03/2004 09:28)
iny indray ilay fiainana e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/03/2004 09:28
17. mamps
(
12/03/2004 19:02)
sara> vaovao, maresaka..tairo mba manorata aty amtanana fa tsisy manoratra mitsy ao amny boitinay..
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/mamps le 12/03/2004 19:02
18. niainaj
(
01/07/2004 12:48)
Amin'yny lafiny iray manokana dia ilaina ny fijerena ny fari-piainana alohan'ny fanambadiana, satria io no hita mazava fa mety hampisondrotra eo @ ny fiainana: @ izay mantsy dia mikiry sy miezaka mafy ny olona iray mba hivoatra ary ho be mpitia.