ny fitiavana madio misioka mora na de efa taona maro ary
1. lilah
(
18/02/2004 11:50)
Za efa manana olon-tiana,mifakatia tsara izahay sady miadana .Fa ity oa no magaga ana ,misy bandy zay itako ho 5 taona lasa izay:nifananiany fotsiny izahay dia nosarahin'ny toerana dia tapaka ny fifaneraserana .Fa na andro na alina tsy mety afaka ato andoako izy ,anefa zahay efa samy nanohy ny fiainayavy.Ny bandy miaraka amiko tiako an!!fa zay ray zay hafa ary tena mavesatra ato ampoko.
Nareo ve manana sentiment otra ana izany sa za mihintsy no.....tiako ho fantatra raha misy manana izany sy ny hevitrareo momba io.
Nareo ve manana sentiment otra ana izany sa za mihintsy no.....tiako ho fantatra raha misy manana izany sy ny hevitrareo momba io.
répondu par fijo le 29/04/2004 21:44
2. fijo
(
19/02/2004 20:44)
zava misy izany,ary ny ohatra tena malaza dia i charles printsy any angletera sy camilla.ary mety asiaka aminao aho,fa izay olona izay no tena tianao,fa tsy io miaraka aminao io.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 19/02/2004 08:44
3. ikaretsaka
(
19/02/2004 10:36)
possible mihitsy izay
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/02/2004 10:36
4. fijo
(
19/02/2004 12:14)
raha samy eo izy roalahy iza no hiarahanao?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 19/02/2004 12:14
5. ikaretsaka
(
19/02/2004 15:25)
raza izaho aloha no anontaniana ze tsy marary fo rehefa charmena ilay 1 no tiako e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/02/2004 15:25
6. fijo
(
20/02/2004 09:34)
tsy maintsy ilay tsy hafaka an tsaina.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 20/02/2004 09:34
7. xxx
(
20/02/2004 20:23)
Ny tena mandreraka ana angende ilay izy tsy afaka ando andoako eh!! otra ny hoe mamitaka an'ilay olona miaraka @ aho satry any ankafa ny foko !lasa routine sy cinema ftsiny za ataoko .rehefa maka saina iny aho de misento rery!fa nareo ve mino ny telepathie !!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 20/02/2004 20:23
8. hendry
(
21/02/2004 14:49)
Ilay resaka telepathie aloha tsy idirako satria efa tantara lava tary @ ilay forum iray.
Ny tiako asiana teny dia ilay hevitra naroson´i Fijo ary iombonan´ikaretsaka hevitra. Zavatra mitombina mihitsy io nefa tsy voatery hoe ilay tsy afaka an-tsaina foana akory no ho tiana kokoa. Ny zava-misy ndraindray dia ity: raha misy possibilité iarahana @ ilay tsy afaka an-tsaina, tsy miala @ ilay iray eo an-tanana koa nefa en meme temps satria tia azy, dia ndraindray ny tranga miseho lasa leo ilay tsy afaka an-tsaina taloha ilay vehivavy satria matoa mbola mijanona @ ilay an-tanana dia misy fitiavana azy ao fa mba te hanandrana ny tsy mbola hita fotsiny ngamba hoy aho. Possible koa nefa ny mifanohitra @ zay dia ny hoe: ilay tsy afaka an-tsaina no lasa tiana kokoa noho ny ao an-trano dia miha-mangatsiaka ny fitiavana @ ilay teo an-tanana ary mety hihafara @ fisarahana dia ilay taty afara no lasa tompon´ny laka.

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 22/02/2004 02:49
9. fijo
(
25/02/2004 11:06)
ka matoa iny tsy hafaka an tsaina dia iny izany no tena tiana ka.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 25/02/2004 11:06
10. voahary
(
25/02/2004 18:11)
ka possible koaanie ilay tsy afaka ato an-tsaina nefa rehefa mahita azy ndray rehefa avy eo ohatrany hoe tsy tia azy tampoka na koa hoe miahotra kely ndray, zava-misy izany an sa ahoana ry lilah???
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 25/02/2004 18:11
11. fijo
(
26/02/2004 09:37)
miahotra satria tsy mino hoe tanteraka ilay nofinofy.fa tena tiana raha vao mijabaka.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 26/02/2004 09:37
12. voahary
(
26/02/2004 18:20)
mijabaka ahoana ary e... sady ôtran'ny hoe tsy hita zay lazaina fa na ny fo aza teritery be
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 26/02/2004 18:20
13. six
(
26/02/2004 20:03)
za mteny aminao, matoa zany izy tsy afaka an-tsainao, misy fitiavana ihany ao, na dia ilay iray aza no iarahanao, nareo zany nosarahan'ny toerana tsinona fa tsy hoe nanao fanahy iniana tsy nifankahita.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 26/02/2004 20:03
14. fijo
(
26/02/2004 19:59)
ka matoa ny fo teritery be dia ilay fitiavana izay.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 27/02/2004 07:59